Miih anjaika

Miih anjaika Dieu est ma forces 💪

Alohan'ny hitenenanao hoe: tafita i Rakoto dia tsy niraharaha anay intsony dia tadidio fa tsy norarahianao izy tamin'izy...
17/05/2025

Alohan'ny hitenenanao hoe: tafita i Rakoto dia tsy niraharaha anay intsony dia tadidio fa tsy norarahianao izy tamin'izy nahantra; tsy mba nanontany vaovao ianao; tsy fantatrao akory ny fisiany...

Hey, kodiaran-tsarety ny fiainana; afaka mitsimbadika ambony ambany ny fiainan'ny olona iray...

Raha ianao ilay tsy misy miraharaha zao; jereo tsara fa rehefa manomboka tafita eo ianao: hisy délégation des lèche-bottes hanomboka hahita anao sy ny tranonao.

Ary ireo olona nanabaty sy tsy niraharaha anao, hilaza hoe miavona ianao fa tafita satria efa resy izy , ary hitafy henatra manomboka eo ireo olona nitsikera s'ireo nanambany anao

Indrana✍️

16/05/2025
❤️❤️
15/05/2025

❤️❤️

Mirary tontolo andro feno fahasoavan'Andriamanitra ho antsika❤️❤️❤️Bonne journée mes amours ❤️🌹🌹
14/05/2025

Mirary tontolo andro feno fahasoavan'Andriamanitra ho antsika❤️❤️❤️
Bonne journée mes amours ❤️🌹🌹

Soava ny alina aby❤️❤️Tahian'Andriamanitra😘😘
13/05/2025

Soava ny alina aby❤️❤️

Tahian'Andriamanitra😘😘

13/05/2025

Bonsoir daholo❤️❤️

Aza adino fa ao anatin'ilay lalao dia misy ny loka 5000ar ka rehefa feno 1k isika dia atao tirage Ilay loka ka raha feno alohan'io lalao io dia ataotsika avy hatrany😉😉

Bonne chance mes amours ❤️❤️

Indray andro , nisy vehivavy te ahafantatra hoe ahoana ny fihetsikin'ny  vadiny raha toa ka mandao tampoka ny ao an-tran...
10/05/2025

Indray andro , nisy vehivavy te ahafantatra hoe ahoana ny fihetsikin'ny vadiny raha toa ka mandao tampoka ny ao an-trano tsy mampialaza izy 🤔.
Dia nanampan-kevitra izy ny ametraka taratasy ho an'ny vadiny izay milaza fa "Léo bé izy ka tsy te hiara-iaina miaraka aminy intsony " , napetrany teo ambony latabatra izany ka niafina tao ambany fandriana izy avy eo .

Nirava avy niasa Ilay vadiny , ka nahita ilay taratasy, ka novakiany ary novaliany teo amin' Ilay taratasy ihany , an-kafaliana éry no namaliana izany sady velon-kira éry izy🙄
Nisolo akanjo ilay rangahy ary avy eo niantso olona tamin'ny findainy ka hoy izy :
"Allô chérie , misolo akanjo kely fotsiny aho dia ho any aminao any avy eo , lasa ihany ilay kiala adala iny , milamina amizay isika roa izao , diso kajy mihintsy aho nanambady aniny , nanenenako mihintsy ny tsy nahitako anao mialoha , Zay fa avy eo akie malalako an , bisous "
Tapaka ny antso dia lasa ilay rangahy...

Ranomaso notovozina ny an'ilay Ramatoa nivoaka avy ao ambany fandriana , nalainy ilay taratasy nijerevany izay nosoratan'ilay vadiny tao
Ka hoy izy :
"Hitako tsara ny tongotrao io ambany fandriana io , tsy niantso an''iza an''iza aho teo fa aza taitaitra ao...andeha hividy voankazo aho ataon-tsika dessert ...ka mivoha tao karakarao ny sakafo fa aza ohatran'ny zazakely eo enao ..🙂
TIAKO FOANA ENAO VADIKO , TSY MISY MAHASOLO ANAO❤️ "

Aza mihomehy irery ann😅zarao mba ho hitan'ny namanao ihany koa 🥰, Ary Aza adino ny mi-abonné afahanao manaraka ny tantara mafinaritra kely isan-karazany an❤️
🎯ZARAO AMIN'NY HAFA

Mpanoratra : Santatriniaina 🖋
Indrana❤️🌹

06/05/2025

Bonsoir daholo❤️🌹
Asiana destockage ve❤️
Mankasitraka hatrany ireo nandray anjar🌹

⭐ jogging ⭐Tout à 5000arDétails sur chaque photo
02/05/2025

⭐ jogging ⭐
Tout à 5000ar
Détails sur chaque photo

Ato indray oo💥💥Tout à 8000arSlim an'ankizy ❤️💥💥Détails sur chaque photo
02/05/2025

Ato indray oo💥💥
Tout à 8000ar
Slim an'ankizy ❤️💥💥
Détails sur chaque photo

⭐arrivage blouson mafana an'ankizy ⭐Efa mangatsika ny andro☁️☁️🌬️Tout à 💥10.000ar💥Détails sur chaque photo Aza tara fa m...
02/05/2025

⭐arrivage blouson mafana an'ankizy ⭐

Efa mangatsika ny andro☁️☁️🌬️
Tout à 💥10.000ar💥
Détails sur chaque photo
Aza tara fa mandalo ny mora

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miih anjaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share