Ravo Malok'ila

Ravo Malok'ila Artiste aux multiples talents : comédienne ; artiste de la voix🗣👄et prothésiste styliste ongulaire.🎬❣️💅
Follow me 🙏🏻
(1)

Zah tsy POUR e😅😍🙏🏻Merci tence
12/10/2025

Zah tsy POUR e😅😍🙏🏻

Merci tence

🇲🇬✨ Tout ira bien, Dieu est au contrôle 🙏🏾 ✨Même si la situation actuelle à Madagascar semble difficile, n’oubliez pas :...
12/10/2025

🇲🇬✨ Tout ira bien, Dieu est au contrôle 🙏🏾 ✨

Même si la situation actuelle à Madagascar semble difficile, n’oubliez pas : Dieu n’a jamais perdu le contrôle. 💫

Gardons la foi, restons forts, unis et remplis d’espérance ❤️
Chaque épreuve prépare une victoire plus grande. 🌈

Ne perdons pas courage, car la lumière revient toujours après la tempête ☀️
Dieu agit même quand on ne le voit pas ! 🌿

10/10/2025

Tena marina daholo ny zavatra voalazany 🙏🏻🙏🏻

Coucou la compagnie😘🙋Vaovao e🤓 💬? Elaela tsika tsy niresaka, kouny e😅 ? hitanareo ilay  "séries philippines" ireny🎞🎬 ? I...
14/09/2025

Coucou la compagnie😘🙋

Vaovao e🤓 💬? Elaela tsika tsy niresaka, kouny e😅 ?
hitanareo ilay "séries philippines" ireny🎞🎬 ? Ireto misy santionany t@ ireo "personnage" nentiko t@ fandikana azy tamin'ny teny malagasy,

Iza zao no efa hitanareo tamin'ireo ? Dia iza no tena tinareo ? ? Mba soraty ao anaty " commentaire" 💬

Ny sasany tsy tadidiko fa ho alefako eto ihany rehefa miverina ny mémoire 😅🙊Loza😛😆👁
Dia alefako eto ihany ny teny fisaorana ho anareo rehetra tsy an-kanavaka 🥰🥺❣️
Sambatra be ah manana anareo dia misaotra e,mankasitraka ny @ fanohanana 🙏🏻😘
Bisous bisous be doly dia aza adino fa azonareo partagena tsara ity pub ity 🤗Tsisy bedy😄⚠️
Manofisa mamy 💌

💥 Aty daoly ndray ar aloh n maso raha mbola tsy dodo lisany e😅😋Jereo ny tananay tsarakely🤤😍🌄👉Prise de RDV  :  sur mp uni...
09/09/2025

💥 Aty daoly ndray ar aloh n maso raha mbola tsy dodo lisany e😅😋

Jereo ny tananay tsarakely🤤😍

🌄👉Prise de RDV : sur mp uniquement 💬
Sady tsy misahirana tsony lisany fa "à domicile ny Service nay"

❌‼️Produits rehetra ampiasaina dia manaraka ny norme européen avokoa 👌

💥Nude + or = la combinaison parfaite 💛🤍••••👉Réservez dès maintenant votre moment beauté chez Ravo Malok'ila (Ravo Nailar...
04/09/2025

💥Nude + or = la combinaison parfaite 💛🤍




👉Réservez dès maintenant votre moment beauté chez Ravo Malok'ila (Ravo Nailart)

Bonne journée aloha nareo e😎••••
03/09/2025

Bonne journée aloha nareo e😎




Fidinana hifotony t@ fanombohana ny asa ❤🌿💮Fiarovana ny tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovain-jafy  ! Ka ireto avy ar...
24/08/2025

Fidinana hifotony t@ fanombohana ny asa ❤🌿💮
Fiarovana ny tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovain-jafy !
Ka ireto avy ary n tokony hatao ⛔

‼️Tsara ny mampahafantatra antsika fa ny fanaovana ireny fanaka sy ireny fanaovana charbon ireny dia tena anisany tafiditra ao anatin'ny fanimbana ny tontolo iainana sy ny faharitràn'ny ala🍁🍂😏🙌

‼️Ny olona iray raha tsy maintsy hanapaka hazo 1 dia tsy maintsy mamboly hazo dimy ho solony 🍂🙅🏻(ho fitsinjovana n any aoriana)
🆘 miara-mientana miaraka @ Sefo fokotany ,ny maire , ary ny gendarme hijery akaiky ireo izay tsy manaraka izany 🙅🏻🌿

‼️Efa misy sady efa miparitaka eny amn mpivarotra (supermaki ,sns,...) ny charbon écologiques 😊 ireny ampiasaina fa sady tsy manimba ny tontolo iainana nefa mitsitsy be😍🌿( raha mampiasa 1kg ianao dia mahavita ny sakafo Maraina -Atoandro- Hariva )

Dia izay sy izay re olona fa anjaranareo sisa ny mieritreritra 😂😂Lol🏃🏻
Bisous be nareo😘

ONG - MEDD
FAN'DIO
MINISTÈRE DE L'ENVIRONNEMENT

22/08/2025

Mahatamana e
Tanànay e e e !
Tananay e e ro
Mahay misôma😅😍

Faly ah io fa naresy n BAREA 😂😍

🌸Beauté à domicile 🌸 Vos ongles, notre passion 💖🙏🏻
17/08/2025

🌸Beauté à domicile 🌸 Vos ongles, notre passion 💖🙏🏻


Jerenareo anie izany hatsarany 🔥🥰😍❣️Diva LUXIO 💅❤••••• ́sisteongulaire
15/08/2025

Jerenareo anie izany hatsarany 🔥🥰😍❣️

Diva LUXIO 💅❤





́sisteongulaire

simple, chic et intemporel 🤍💅 (Prenez vos RDV en mp)🏐🏐🏐               ́sisteongulaire
13/08/2025

simple, chic et intemporel 🤍💅

(Prenez vos RDV en mp)

🏐
🏐
🏐
́sisteongulaire

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravo Malok'ila posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share