Gen-YZ Itasy

Gen-YZ Itasy ๐Ÿ”ด Fanarenana sy fanovana ny Faritra Itasy๐ŸคโœŠ

๐Ÿ”ด ๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™Š โš ๏ธโš ๏ธ | Efa tonga eto Madagasikara ny ๐™‘๐™–๐™ง๐™ž๐™ค๐™ก๐™š ๐™™๐™ช ๐™Ž๐™ž๐™ฃ๐™œ๐™š. Mila mitandrina isika rehetra satria mahery vaika s...
30/12/2025

๐Ÿ”ด ๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™Š โš ๏ธโš ๏ธ | Efa tonga eto Madagasikara ny ๐™‘๐™–๐™ง๐™ž๐™ค๐™ก๐™š ๐™™๐™ช ๐™Ž๐™ž๐™ฃ๐™œ๐™š. Mila mitandrina isika rehetra satria mahery vaika sy mamono ary mora mifindra. Nataoko ao aminโ€™ny commentaires ny fomba fitrangany.

๐—™๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—™๐—œ๐—™๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ :
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ firaisana ara-nofo
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ fikasohana @ ilay fery
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ fofonaina (raha nisy olona nievina na nikohaka ka voatrokanao)
๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” :
โ€ผ๏ธfadio ny mifandray tanana
โ€ผ๏ธfadio ny mifanoroka
โ€ผ๏ธfadio ny toerana be olona sy mihiboka
โ€ผ๏ธsasao tsara @ savony ny tanana
โ€ผ๏ธsasao tsara ny sakafo hoanina rehetra
โ€ผ๏ธmanaova aro-vava (MASQUE)
โ€ผ๏ธmanatona Dokotera raha vao misy fambara hafahafa mitovy @ sary fanehoana.
โœ… ๐™Ž๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐˜ผ ๐™ˆ๐™„๐™•๐˜ผ๐™๐˜ผ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
___
Dr. Rakotonoel, Cardiologue โค๏ธ

29/12/2025

Ity kosa efa tsy rariny intsony, tena mampalaelo ny toy izao

GEN Z MADA Voahilika ny tanora tena mpitolona fa mahazo laka ireo Mpanao Politika hoy ny nambaran'ireo GEN Z MADA androa...
07/11/2025

GEN Z MADA
Voahilika ny tanora tena mpitolona fa mahazo laka ireo Mpanao Politika hoy ny nambaran'ireo GEN Z MADA androany

06/11/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rafaely Arson Donnรฉ Joseph, Christian Randrianantenaina

โ€ผ๏ธATSAHARO NY FIEZAHANA HAMBOLY KORONTANA ANY DIEGOโ€ผ๏ธRaha ny vaovao nampitainโ€™ireo mpianatra namanay avy any Diego dia m...
02/11/2025

โ€ผ๏ธATSAHARO NY FIEZAHANA HAMBOLY KORONTANA ANY DIEGOโ€ผ๏ธ

Raha ny vaovao nampitainโ€™ireo mpianatra namanay avy any Diego dia misy andian-jatovo voakarama hanakorontana sy hamono ny mpianatra eny aminโ€™ny oniversitenโ€™i Antsiranana.

FANTATRAY ary efa ety am-pelatananay ny ANARANโ€™ireo olona MANAKARAMA ireo andianโ€™olona ireo.
Koa MAMPITANDRINA izahay, ATSAHARO tsy misy hatakโ€™andro mba tsy hitaranโ€™ny raharaha. Ary miantso ny PRRM hijery akaiky ity raharaha ity faranโ€™izay haingana.
Etoana dia tianay ny HANAMAFY fa Gen Z mpiara-mitolona aminay ireny, ary tsy havelanay irery izy ireo.

02/11/2025

Hafatra sy Fomba fomba fijerin'ireo Tanora

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gen-YZ Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share