Polemika

Polemika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Polemika, News & Media Website, Akorondrano, Antananarivo.

Niala tokoa Rajoelina โœ… ๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ง๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ โš ๏ธ ๐ŸคญNivadika ho Vovonana hoan'ny Fihavaozana an'i Madagasikara fotsiny ๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘
11/08/2026

Niala tokoa Rajoelina โœ… ๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ง๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ โš ๏ธ ๐Ÿคญ
Nivadika ho Vovonana hoan'ny Fihavaozana an'i Madagasikara fotsiny ๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘

06/08/2026

Mbola misy an'ilay rangah mitonona ho Mesia Tsaratsara ity koa kay ๐Ÿ˜‡

04/08/2026

Sary fahatsiarovana ho zaraina anio :)
Iza avy moa izay mahafantatra ?

๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐˜€๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—•๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎEfa matetika nirehitra ity tsena lehibe ao Toamasina ity ary sarotra...
03/08/2026

๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐˜€๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—•๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ
Efa matetika nirehitra ity tsena lehibe ao Toamasina ity ary sarotra fona ny famonjena sy fifehezana ny afo nohon'ny tsy fisian'ny lร lanan'ireo mpamonjy voina miditra any anatin'ny tsena, tsy ampy ihany koa ireo fantsona isintonana rano.
Fotoana hangangana fotodrafitr'asa mifanaraka amin'ny fenitra rehefa hanarina ihany.
Mankahery ireo mpivarotra rehetra rava fihariana nandritra iny voina alina iny ๐Ÿ™

27/07/2026

Fotoan'ny didipoitra izao Ekena
Afaka manao fety Ekena
Fa ity manelingelina ny fifamoivoizana ity kosa dia tokony hojerena akaiky, satria indraindray sahirana ny polisy mandamina ny fifamoivoizana noho ny hamaroan'ny olona mandihy eny amin'ny arabe.

โœ๏ธ Hoy i Fitiavana Mickaรซl tao amin'ny pejiny : Tsy afaka ataonโ€™ny fanjakana aingana be tahaka ny manatratra ireo manao ...
22/07/2026

โœ๏ธ Hoy i Fitiavana Mickaรซl tao amin'ny pejiny :
Tsy afaka ataonโ€™ny fanjakana aingana be tahaka ny manatratra ireo manao atteinte ร  la sรปretรฉ de lโ€™รฉtat ve ny mitady ireo mpamono olona ireo โ‰๏ธFa toa olona tsy tena very sy tondromolotra foana no hakamaroany vaovao mivoakaโ“

Pasteur Maihol : Rehefa tsy za no filoha manaraka eo dia hiverina amin'ny fitondrร na i Andry Rajoelina na i Hery Rajaona...
21/07/2026

Pasteur Maihol : Rehefa tsy za no filoha manaraka eo dia hiverina amin'ny fitondrร na i Andry Rajoelina na i Hery Rajaonarimampianina

20/07/2026

Niafara tamin'ny karatra mena i Leandro Paredes mpilalao Argentin rehefa tapitra ny lalao nohon'ny fihetsika tsy voafehy nataony ๐Ÿค›

๐Ÿšจ Vaovao farany : Tafiaka  tamin'ny ora farany  Angleterre Tafiaka hiatrika ny fiadina laharana faha 3 amin'ny Fantsay r...
15/07/2026

๐Ÿšจ Vaovao farany : Tafiaka tamin'ny ora farany Angleterre
Tafiaka hiatrika ny fiadina laharana faha 3 amin'ny Fantsay ry zareo Anglisy amin'ny sabotsy ho avy izao ๐Ÿ˜€
Aza adino France ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ซ x ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ Angleterre

91 min : Natafiditra baolina Ilay lohalaharana Argentin Lauturo Martinez Angleterre 1 x 2 Argentine
15/07/2026

91 min : Natafiditra baolina Ilay lohalaharana Argentin Lauturo Martinez
Angleterre 1 x 2 Argentine

Address

Akorondrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Polemika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share