02/08/2026
Eritaona zay, Eritaona androany no nisin'ny Pejintsika Cars In Mada, mba hanamarika izany dia avokako ity vidéo ity, eny mety efa nisy nahita azy ny akamarony amtsika, fa tamin'ity alina nanaovana ity vidéo ity no nahatapak'evitra ny Admin hamorona ny page, misaotra betsaka ireo nanarraka atrizay, misaotranao izay mi-s'abonne amin'ny pejy ihany koa, mirary soa🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Eritaona lessy zay🤩🥳🥳🥳