
30/04/2025
Am-pitiavana be no anaovanay ity jeu kely ity. 🥰 Efa ireo itanareo etsy ambany ireo ny conditions de participation ka izay olona roa voasarika no mahazo azy.🤩
-Izay voasarika voalohany mahazo 20 000ar.
-Izay voasarika faharoa kosa mahazo 10 000ar.
Aza adino ny mis'abonne @ page Ella.🥰
“Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra”🙏
_2 Korintiana 9:7-