NTY StarNet

NTY StarNet Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NTY StarNet, Digital creator, Tour Eiffel, Antananarivo.

💻 Partage NTY : Fichiers & téléchargements lourds 📂 | PARTAGE DE CONNEXION 🛜 | Création Logo, video,... | Community Manager 🕹️ | Technicien 🎓 | Configuration Mikrotik,...

Omenay an’ito forfait M’lay be ito ze tonga aty amin’ny Local amin’ity volana Decembre ity hoa eh. 😉Tandremo taraiky pla...
10/12/2025

Omenay an’ito forfait M’lay be ito ze tonga aty amin’ny Local amin’ity volana Decembre ity hoa eh. 😉

Tandremo taraiky place.

Eto ampitan’ny Tour Eiffel mihintsy no misy anay.

🚨🚨Miakatra tohatra eo amin’ilay trano Orange be io dia miditra amin’ny vavahady Mena².🚨🚨

Resaka wifi le rah eto. 😁

Possible mahatakatra foana na 100m ny elanelana amin’ny émetteur aza (vue dégagée).

N.B: DONNÉE ILLIMITÉ.

Contact : 0344127501.
Lieu : Ampasapito ampitan’ny Tour Eiffel.

🚨🚨 CONNEXION ILLIMITÉ 🚨🚨Hoan'ny manodidina an'Ampasapito, Ankadindramamy, Ankerana, Nanisana ny izay hita ao amin'ny sar...
30/11/2025

🚨🚨 CONNEXION ILLIMITÉ 🚨🚨

Hoan'ny manodidina an'Ampasapito, Ankadindramamy, Ankerana, Nanisana ny izay hita ao amin'ny sary. 🌏🌏

Raha te hisitraka CONNEXION ILLIMITÉ dia afaka manantona ny local na afaka miantso mivantana raha mila fanazavana misimisy.

Mahatakatra hatramin'ny 3 à 4km manodidina an'izay misy FLÈCHE ny connexion.

🛑🛑Marihina fa afaka manao test ny qualité ny connexion ny client rehetra vao manjifa.🛑🛑

WIFI-ZONE sy PARTAGE À DOMICILE no ataonay.

Raha te hisitraka an'ilay tonga ao antrano dia mila manana CAPTEUR + ROUTEUR ianao. Afaka jifaina ato aminay izany.

🕣📌 Ny local dia misokatra manomboka amin'ny 8:30 maraina hatramin'ny 17:30 hariva 📌 🕠

Contact : 0344127501 na 0321825114
Lieu : Ampitan'ny Tour Eiffel Ampasapito ( salon Nai'ty ).

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Aiza daholo ilay nitady connexion nefa mbola tsy vita ny fanamboarana tato aminay? 😃Faly izahay milaza aminareo ...
03/11/2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Aiza daholo ilay nitady connexion nefa mbola tsy vita ny fanamboarana tato aminay? 😃

Faly izahay milaza aminareo fa efa mandeha soamatsara ny partage de connexion noho ny fitahin'ny tompo 👼.

Manasa antsika ary hanantona MP na koa hiantso mivantana fa ho raisinay ampanajana foana ianareo. 😉😉 Aza miafahafa.

Omenay installation gratuit izay olona mividy équipements ato aminay. 😱😱 (MP ny info)

Contact : 0344127501.
Lieu : Ampasapito (ampitan'ny Tour Eiffel)

N.B: Afaka misitraka connexion foana ny manodidina (wifi-zone) tsy voatery manana capteur raha à 100 à 200m miala ny point d'accès 🤫.

Ato amin'ny sary ny andindininy.

Mividiana kit STARLINK amin'ny alalan'ity lien ity dia ahazo abonnement 1 mois gratuit ianao. Tsara foana raha amin'ny s...
28/10/2025

Mividiana kit STARLINK amin'ny alalan'ity lien ity dia ahazo abonnement 1 mois gratuit ianao. Tsara foana raha amin'ny site officiel no mividy kit raha hanafatra ianao. 7 à 10 jours maximum dia tonga ny entana.

Site officiel atokisana kokoa. 🇲🇬🇲🇬

High-speed internet. Available almost anywhere on Earth.

🤣🤣
26/10/2025

🤣🤣

24/10/2025
Un service internet pensé pour la performance et la flexibilité :– Sans engagement– Utilisation sur mesure (à convenir s...
07/09/2025

Un service internet pensé pour la performance et la flexibilité :
– Sans engagement
– Utilisation sur mesure (à convenir selon vos besoins)
– Équipements professionnels garantissant fiabilité et stabilité

Lieu: Ampasapito, nanisana,... sy ny manodidina.
Contact: 0344127501

Partage de connexion à partir de 3.000ar.Lieu : Ampitan`ny Tour Eiffel Ampasapito.
03/09/2025

Partage de connexion à partir de 3.000ar.
Lieu : Ampitan`ny Tour Eiffel Ampasapito.

Address

Tour Eiffel
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NTY StarNet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share