Teny masina

Teny masina Ho tahiana ianao raha miditra ho tahiana ianao raha mivoka❤‍🔥. Hakino amin'Andriamanitra ny fiainanao deh ho hitanao ny fivoarana❤‍🩹🫶🏼.

Tsy matahotra aho tompo fa manana anao🥺❤‍🔥.
07/05/2025

Tsy matahotra aho tompo fa manana anao🥺❤‍🔥.

Jesosy a.. Misy fotoana aho reraka, kivy, te hitroatra mafy hoe "TSY VITAKO INTSONY" 😭 Fa misy hery mbola mampijoro ahy,...
07/05/2025

Jesosy a..
Misy fotoana aho reraka, kivy, te hitroatra mafy hoe "TSY VITAKO INTSONY" 😭 Fa misy hery mbola mampijoro ahy, dia fantatro hoe hery avy Aminao izany 🙏

Mbola mila Anao izaho Jesosy a ! Mbola mila Anao mihoatra noho ny hatramin'izay 🙏.

🩵🫶🏼

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Teny masina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share