Jejoo Mare

Jejoo Mare Bijoux et accessoires de mode 🌹

Lieu : Itaosy 📍
Manao livraison 📦

Coucouuu ❤️🥰Ireto indray ny collier Prisme en pierre an 💎✨Raha mitady cadeaux ianao na mba ampifily tena de ho anao ty🌹F...
12/08/2025

Coucouuu ❤️🥰

Ireto indray ny collier Prisme en pierre an 💎✨

Raha mitady cadeaux ianao na mba ampifily tena de ho anao ty🌹Fidio izay tiana de manaova commande ary e 😊 na lelah na vevavy.

Mora be daoly✨
8000 ar unité ✨

Tongava aingana ary am mp 🗨️

📍 Récupération Itaosy
📦 Livraison à partir de 3000ar

Aza adino koa fa mbola mahazo cadeau izay manjifa bracelet ato aminay an 🎁

Aiza daoly nareo oooo 📢 Vaovao ndray ry zareo a 😱Bracelet en pierre naturelle 💎Alefa mora be fona ✨Vita am vato natoraly...
05/08/2025

Aiza daoly nareo oooo 📢
Vaovao ndray ry zareo a 😱

Bracelet en pierre naturelle 💎
Alefa mora be fona ✨

Vita am vato natoraly, sady manendrika no mitondra soa ho an'ny vatanao 🧘🏻‍♀️

Sady mahazo cadeau kely miaraka aminy ho an'izay 3 voloany manjifa 🎁😜
👉🏻 1 Collier en prisme synthétique fluorescent gratuit ✨

Ka aza tara ary fa tongava aingana mp na tonga de jp 🗨️

📍 Récupération Itaosy
📦 Livraison partout à Antananarivo à partir de 3000 ar

Aza adino ny manisy j'aime sy partage 🌹 bisous

Collier sy kavina inoxydables 👌🏻 ✨Salama daoly ô.Ireto indray ary ny arrivage vaovao ato amtsika an 😉Collier sy boucles ...
31/07/2025

Collier sy kavina inoxydables 👌🏻 ✨

Salama daoly ô.
Ireto indray ary ny arrivage vaovao ato amtsika an 😉

Collier sy boucles d'oreilles inoxydables manja kely daoly 🫦. Sady am vidiny mora be.
Ka tongava aingana mp manao commande sao tara 🗨️

📍 Récupération Itaosy
📦 Livraison à partir de 3000 ar

Photos réelles 📷

Bracelet en pierre naturelle 💎✨Ireto indray ary ny bracelet vaovao vita am vato an 💎Oeil de tigre , Obsidienne, Sodalite...
26/07/2025

Bracelet en pierre naturelle 💎✨

Ireto indray ary ny bracelet vaovao vita am vato an 💎

Oeil de tigre , Obsidienne, Sodalite, Calcédoine translucide, Jade de Birmanie, Tourmaline noire, Aventurine, œil de Chat , Jaspe rouge, Jaspe gris.

Mitondra tombotsoa ho an'ny vatanao 🧘🏻‍♀️ :
- Bouclier énergétique
- Protection
- Confiance en soi
- Amour, chance, sns...

Prix :
- 12.000 ar (10mm) ✨
- 11.000 ar (8mm) ✨

Tongava mp aingana ary manao commande 😊

Anaty commentaire ny vokatsoa entiny tsirairay 👇🏻

Collier de couple 💕Meilleurs amis na amoureux ✨Salama daoly ô.Ireto indray ary ny arrivage vaovao disponible an. Collier...
26/07/2025

Collier de couple 💕
Meilleurs amis na amoureux ✨

Salama daoly ô.

Ireto indray ary ny arrivage vaovao disponible an.
Collier pour couple na ho any mpinamana 🥰 tsara kely nefa mora.

10.000 ar daoly ny paire ✨

Tongava mp aingana ary sode tara 🗨️

📍 Récupération Itaosy.
🚚 Livraison Tana ville 3000 ar.


Collier cristal 🔮✨Salama ô 😊 ireto indray ary ny collier antsika dispo amzao an, aza tara.Collier cristal avec morceaux ...
24/07/2025

Collier cristal 🔮✨

Salama ô 😊 ireto indray ary ny collier antsika dispo amzao an, aza tara.
Collier cristal avec morceaux de pierre 💎
Natao ho an'ny vevahy sy lelah.
Tsara kely daoly sady mora fona an.
Afaka atao cadeaux na ho anao manokana.

5000 ar unité ✨

Tongava mp aingana ary raha anao commande 🗨️

📍 Récupération Itaosy.
🚚 Livraison partout à Antananarivo à partir de 3000 ar.

Aza adino ny manisy j'aime sy partage mba tsy ho tara amin'ny arrivage vaovao ☺️

Bracelet en perles de verre 🍀🔮Ireto ary aloa ny bracelet antsika mafatifaty sy manjakely daoly ho antsika vevavy ❤️Misy ...
23/07/2025

Bracelet en perles de verre 🍀🔮

Ireto ary aloa ny bracelet antsika mafatifaty sy manjakely daoly ho antsika vevavy ❤️
Misy karazany maro azo isafidianana ary amin'ny vidiny tena mora be an.
Atao cadeaux na ho anao manokana ✨

6000 ar unité ✨
5000 ar plus de 2pcs ✨

📍 Récupération Itaosy.
🚚 Livraison à partir de 3000 ar eto Antananarivo.

Afaka tonga dia mandefa mp 🗨️

Manaraha atrany ny pejy mba tsy ho tara amin'ny arrivage vaovao an 🥰. Dia aza adino ny manisy j'aime sy partage 🌹


Salama daoly o👋, ato ny pejy vaovao ho anireo izay liana amin'ny resaka firavaka maro isan'karazany na accessoires bijou...
23/07/2025

Salama daoly o👋, ato ny pejy vaovao ho anireo izay liana amin'ny resaka firavaka maro isan'karazany na accessoires bijoux.
- Bracelet
- Chevillère
- Collier
- Boucle d'oreille
sy ny maro samihafa✨
Ary amin'ny vidiny tena mora be daoly ny ato amintsika nefa tsara an. Araho tsy tapaka ary ny pejy de aza adino ny manisy j'aime ❤️ sy manao partage 🩵.

Address

Itaosy

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejoo Mare posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share