Diam's Raïma

Diam's Raïma Les sisters 🙃

14/07/2025

Nareo kou ve efa sendra resevera hotrzao😭🤣
Enao le efa manao lainga masina iny hoe efa ho tonga, nasiany sira ndray 😭😭

Abonnez-vous et partagez max🥰👍

28/06/2025

Inty ary mis lalao kely ry zareo aa‼️

Tsy sarotra be le izy fa tsotra kely fotsiny ny fandraisana anjara😋, rehefa tsy afaka mvoka rariva de mba misy hijerena afomanga direct @ fb sad mb maka2 aina eo ambony fandrina😅
✅Aza adino alou ny m-abonnée ny pejy aa👍
✅Soraty eo @ commentaires ny faran numéro anao fa raha mtovy @ faranty crédit ity de azonw ny iray amnreo
✅De aza adino manasa ny namana ny namana hilalao🥰
Zay de bonne journée daôl ho tahin'Andriamanitra hatrany isika sy ny firenen-tsika🙏♥️
Alefa aa.....

Arahbaina isika nahtratra ny fetimpirenena androany🎉🇲🇬Aza hadino mandrakariva ny mivavaka hoan'ity firenentsika ity mba ...
26/06/2025

Arahbaina isika nahtratra ny fetimpirenena androany🎉🇲🇬
Aza hadino mandrakariva ny mivavaka hoan'ity firenentsika ity mba ho jeren'Andriamanitra manokana🥹🙏 ary enganie mba samy ho tahiana isika malagasy rehetra ary hampanjaka ny fihavanana hatrany izay mah-Malagasy antsika izay♥️🙏
Mirary fety sambatra hoantsika rehetra🎉🥰

Inty ary ny valin ilay lalao🎉🎉Niakatra ny isany ireo nandray ny loka nohon'ny elanelan'isa nifanakaiky sy samy ambony da...
08/06/2025

Inty ary ny valin ilay lalao🎉🎉
Niakatra ny isany ireo nandray ny loka nohon'ny elanelan'isa nifanakaiky sy samy ambony daholo👏🤗
1: Idéally Numen'tsü Shëllÿah
2: Aniela Diarimalala
3: Randriamamory Randry
4: Lalao Elodie
5: Alkazar Salohy
✅ Mankasitraka ireo ndray anjara👏👏
Ilanatsiny ny @ fiovany classement noho ny olana ara-teknika🤗
Araho hatrany ny pejy fa hisy lalao fôna2 eto👍😘

Inty ary ilay jeux antsika an‼️❌🎉Misy fepetra Kely fotsiny arahinao mba ahafahanao mahazo ilay loka🥰🤗❗TAGUEO ny namana e...
06/06/2025

Inty ary ilay jeux antsika an‼️❌🎉

Misy fepetra Kely fotsiny arahinao mba ahafahanao mahazo ilay loka🥰🤗

❗TAGUEO ny namana eo @ commentaires (5 farafahakeliny) hiabonner ny page🎉🥰
❗IZAY commentaires 3 be j'aime indrindra sy be namana ni-abonner ny page no mahazo ilay loka👍💸💸
❗Dia partageo ny jeux antsika an💗

1ère :15000ar
2 ème :10000ar
3 ème :5000ar

Asao ary ny namana hilalao ,dia mitsapà vintana saody mba enao ilay tsara vintana💸🥰🎉

NB:fanampina goûté @ lundi de paka😅

Alahady hariva @ 21h30 ny valiny fisarihana‼️🎉❌

Les sisters 🫶💗
04/06/2025

Les sisters 🫶💗

Address

Antsahamamy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diam's Raïma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share