2eme édition foire Mada Europe

  • Home
  • 2eme édition foire Mada Europe

2eme édition foire Mada Europe Efa miomana @ 3eme édition isika izao❣️❤️❣️🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎋🎋🌲🌲🎋

20/07/2025

Salama daholo indray ary isika eeee🥰🥰🥰🥰🥰. Mois de décembre ny foirentsika manaraka aaan💖💥💥💖

28/06/2025

Miakatra 3 ème édition isika dia miakatra koa n'y niveau 🎋🎄🌲. N'y isany artiste ampitomboina mba ho isan'andro 🌲🎄🎋.
asehoy ny hevitrareo

28/06/2025

Alerte : 3 ème édition foire Mada Europe shop 🌲🎋🎄🌲🎋🎋🎄🌲.
proposéo ny toerana tompoko 🎄🎋🌲

21/06/2025

Indro averiko fa nahafinaritra ana lohatra ity foire 2eme édition anay ity ry zareo aàaah❣️⚡💥❣️.
Rah mbla foire oa dia n'y anay no hitako hoe bien organisé bé🥰🥰🥰💥💥🥰🥰🥰. Ho anareo izay tsy tafaraka t@nay t@ ity deuxième édition ity dia tsy ho ela n'y 3 ème édition 💥❣️⚡💥🫶🔥. Inona no retour tany @ exposant ????
❣️❣️❣️ : => Tsara bé ny organisation ( izy rehetra samy nanao remarque an'izay daholo
💕💕💕
=> N'y 1er jour tsy tsara lohatra
=> N'y deuxième 2 jours efa ok🫶
=> N'y 3 ème jour eo ho eo🤝
=> Dernier jour= nipoaka bé Sady bé olona be❣️❣️❣️❣️❣️⚡⚡💥🔥🔥🔥
NB: nisy niresaka ihan koa n'y resaka Billet fa ho dinihina dia ho hita eo izay décision ho raisina fa rah ny tenako kosa aloha dia miteny fa olona tena manome fahafaham-po ny organisateur antsika🥰❣️🥰. Mahafinaritra izy❣️🔥💥🥰.

21/06/2025

🔥21 JUIN 2025🔥DERNIER JOUR à la 2eme édition foire Mada Europe 🔥STAND 4️⃣1️⃣ et 4️⃣2️⃣ au Palais des sports Mahamasina (côté Gerb'Or)
‼️PROMO JUSQU'À - 50%‼️sur TOUS LES ARTICLES HIVER ❄️🥶 dispo en stand 😱😱😱
🔹BOTTES ADULTE Prix affichés -20 000Ar
🔹ENSEMBLE JOGGING ENFANT ➡️ 50 000Ar
🔹PANTALON JEANS FEMME ➡️ 50 000Ar
🔹PANTALON JEANS HOMME ➡️ 85 000Ar
🔹GRENOUILLERE ENFANT à partir de 10 000Ar
🔹BASKET ➡️ 25 000Ar
🔹PANTOUFLES ➡️ 20 000Ar
🏃🏼‍♀️Venez profitez du méga extra promo ‼️ 😱

18/06/2025
Zao n'y isan'n stand ato @ palais ankohatra ny ato aorianako🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❣️❣️.      Afaka mbla omenay stand nareo tompoko fa T...
17/06/2025

Zao n'y isan'n stand ato @ palais ankohatra ny ato aorianako🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❣️❣️. Afaka mbla omenay stand nareo tompoko fa Tonga dia miantso 0343700934 (paiement 100% androany ihan tompokoR-maick Flaviot Or-cquis VENTE EN LIGNE VAROTRA EN LIGNE GRANDE BRADERIE Top radio 102.8 fm

14/06/2025

Ho anareo maniry ny haka stand rehetra nefa eo @ ofan'n stand no olana dia misy promotion ho an'ity weekend farany ity⚡🌟❤️🥰🥰.
Ho an'ny stand double ouverture dia mbla misy 3 libre ato ❤️❤️🌟🌟.
N'y simple ouverture mbola misy mihoatra ny Telo koa midira WhatsApp tompoko na Tonga dia miantso
0343700934❤️🌟❤️.
Hoento ny produitnareo ho amidy ato Foire mada europe shopfa hanomana ny tsar indrindra izahay tompoko 🌟🌟🫶❤️🫶🫶❤️🤝🤝🤝🤝🤝.
Misy fihenam-bidy ny stand ho an'ity 2 jours farany andrasanay ity
N'y participant efa 100 latsaka kely koa ndao eeeee🫶🫶🌟🌟🌟❤️❤️🌟🌟🤝🌟🌟🤝🤝🤝🤝VENTE EN LIGNE VAROTRA EN LIGNE GRANDE BRADERIEMividy 1 mahazo 12eme édition foire Mada EuropeV Square Clinic โปรแกรมฉีด Filler BotoxAir de Jeux Revêtement de Sol SoupleLocation Manège AntsirabeEXPOSANTS des Salons des animaux exotiques du QuébecInfo Culture Media 2.0 - FM 104.8À la une

13/06/2025

Zan moa izy io😀😀😀🥰🥰🥰🥰😊😊😊❤️❤️🤝. Ndao daholo hanjifa sy hifety euzuuezuzzuzu🥰🥰😊😊😀😀🤣😊😊🥰

13/06/2025

Hein 😋😋😋😋😋🥰🥰🥰🥰😊😊😊🥰😊☺️☺️☺️☺️ ndao kaaaaaaa🥰🥰🥰🥰🥰🥰☺️☺️☺️

13/06/2025

Zan moa izy iooooo🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰☺️☺️☺️☺️☺️☺️☺️.
Ndao Ary eé🥰🥰🥰🥰

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2eme édition foire Mada Europe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share