Label Music Teen

Label Music Teen Directed by Rica.R / Edited by Thony.A , Mario.R
Manandratra avo ny Rap Gasy satria zay no tarigetra! Manjifa ny vita gasy zahay, ny tombony ho an'rehetra!

Ny ahy ts amidiko fa zaraiko, ny inspirako no hiraiko, ka hisaorako lay Raiko, ahafahako tantaraiko...
Ny itiavako 'lay mozika, hiainako fahasambarana
Hahenoko feo magika mba isian'ny fitambarana...

21/12/2023

Ho avy ny tsara kalitao, dia ho avy ny souvenir be dia be, fa reo aloha ny sombiny 🎬🎬🎤
--- Extrait "Lay Mozika Tsika" - Label Music Teen ---

Aza adino le partage eh 🤣

Address

Ankadifotsy Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261348438111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Label Music Teen posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Label Music Teen:

Share

Category

Lay Mozika ‘Tiko

Raha ny mozika manome fanahy lay foko?

Manisy elatra ny saiko mba hanakatr’ilay avo...

Tsy ho ariko mandrakizay na dia hoe maro loko

Fa izy no andry hiankinako raha sanatria zaho lavo... #System_LMT