Chanthelin Belalahy

Chanthelin Belalahy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chanthelin Belalahy, Digital creator, Antananarivo.

🇲🇬 Ambassadeur des jeunes |MMPF

Jeune engagé pour l’éducation complète à la sexuelle, l’égalité des genres

Ambassadeur du changement : informer, sensibiliser, agir

"Jeunesse consciente, société renforcée"

29/06/2026
kara aifa mangidy failan-tagnana naha zegny🤣🇲🇬
23/06/2026

kara aifa mangidy failan-tagnana naha zegny🤣🇲🇬

📻Planète des jeunes, Radio ROFIA(91.4 FM)Hisaka ny sabotsy maraina
20/06/2026

📻Planète des jeunes, Radio ROFIA(91.4 FM)
Hisaka ny sabotsy maraina

18/06/2026

Misy manompa ko ve ny RAD amin areo any rehefa miantsony zanany?

Herisetra izany.

Mahomby ve ny daroka rehefa hananatra ny zanaka? Araka ny hevitrao fa efa teo aby atsika no niala.
15/06/2026

Mahomby ve ny daroka rehefa hananatra ny zanaka? Araka ny hevitrao fa efa teo aby atsika no niala.


10/06/2026

Resahin-tsika ny mahasoa

🚨Mandry tsy lavo laoha, mandeha tsy ampatoniana ny varira.😞Maro fahavalo naifa ankoatra ny loko tsisy mampiavaka amin ts...
02/06/2026

🚨Mandry tsy lavo laoha, mandeha tsy ampatoniana ny varira.

😞Maro fahavalo naifa ankoatra ny loko tsisy mampiavaka amin tsika,samy malagasy mihaina amin ôrono kara olo jiaby.

Atrizay niady amin fagnilikilihana atsika fa zao nahay lasa lavitry izegny, misy ny mamono ka mila fiaraha-miaintagn'atsika jiaby ny fiarovana ny varira.

🇲🇬malagasy taokana, kara zaha,kara anao, mitovy atsika jiaby.

❌ Excuse fotsiny ny vola arahina fitenenana hoe “tena mbola tsy vonona aho ary aleo ampitso vao atomboka”. 🟢 Fa raha tia...
21/05/2026

❌ Excuse fotsiny ny vola arahina fitenenana hoe “tena mbola tsy vonona aho ary aleo ampitso vao atomboka”.

🟢 Fa raha tianao ho tanteraka ny projet-nao: ampiasao hamahana olana ny compétences anananao, mba hitadiavan’olona anao. Atomboy androany.
Tao anatin’ilay atelier androany.

20/05/2026

🚨Olo karakory ny tokony ampiasa kapoty?

Fanambarana avy amin'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina mikasika ny fampiasana ny sangan'asa, sary,feo sy ny vo...
19/05/2026

Fanambarana avy amin'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina mikasika ny fampiasana ny sangan'asa, sary,feo sy ny voatoaty novaina tamin'ny ilontsaina aritifisialy na ny IA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chanthelin Belalahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share