22/12/2025
🤗Horonan-tsary iray entina hampieritreretana antsika. ✊
💚Raha tsy mahay mifankatia na eo ary ny fahasamiafana rehetra tsy hisy ny fampandrosoana🥲
💚Ny fiovana dia manomboka amin'ny toetsaina.
💚Zarao raha nahasoa dia araho ny pejy(👍)