MiiSah

MiiSah Miisah – Sehatra hahitana boky lokoina sy lalao ho an'ny ankizy. Outils éducatifs : livres, coloriages et jeux pour apprendre en s’amusant.

Sady mianatra no milalao – Learn while having fun!

Ilay tsotra sa ilay misy anarana?
14/03/2026

Ilay tsotra sa ilay misy anarana?

Fotsy sy maintyAzo atao tsara ihany koa indrindra ho an’ny zaza vao teraka.Iza no tianao?   ́bés
12/03/2026

Fotsy sy mainty
Azo atao tsara ihany koa indrindra ho an’ny zaza vao teraka.
Iza no tianao?

́bés

🌊 Ny tontolon’ny ranomasina 🌊
11/03/2026

🌊 Ny tontolon’ny ranomasina 🌊

volana 🔆 kintana 🔆 rahonaTsara ery ny torimaso amin’izao ́bés
10/03/2026

volana 🔆 kintana 🔆 rahona
Tsara ery ny torimaso amin’izao

́bés

Sady haingon-trano no mahasondriana ny zazakelyModèles de mobiles pour les fans de dinosaure
09/03/2026

Sady haingon-trano no mahasondriana ny zazakely

Modèles de mobiles pour les fans de dinosaure

07/03/2026
🌙 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗼𝗿𝘆 :Andramo kely hoe, alohan’ny hatory, dia resaho amin’ny zanakao ny momba ny tontolo andron...
04/11/2025

🌙 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗼𝗿𝘆 :
Andramo kely hoe, alohan’ny hatory, dia resaho amin’ny zanakao ny momba ny tontolo andronao :

👉 Ny nihoaranao ilay hatezerana, 🫣
👉 Ny nanalanao ilay hakiviana,🫡
👉 Ny nandresenao ilay hakamoana,🤭

🌻 Iray amin’ireo zavatra nisongadina tamin’io andro io.🥰

❤️Ho tsapany fa manan-danja aminao izy, satria zarainao aminy ny fiainanao.🥹

❤️Ho hainy koa hoe hay azo fehezina ny fihetseham-po, satria raha vitanao, dia vitany ihany koa.🦾

⌛️Fotoana fohy monja, nefa feno hafanana sy lesona lehibe ❤️

Ary rehefa vita izay, dia vakio miaraka ilay boky tiany be, ho toy ny rotsirotsy mamy alohan’ny hatoriany 😴📖

𝑵𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒉𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒆𝒔𝒐𝒏𝒂. 𝑴𝒊𝒊𝑺𝒂𝒉

́ducationpositive

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MiiSah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share