JESS en LIVE

JESS en LIVE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JESS en LIVE, Digital creator, Antananarivo.

Coucou Mah ah 😍
Tongasoa ato en live 🎉
Vente en live d’articles en GROS:
🧥 Vêtements | 🍳 Cuisine & ménager
👟 Chaussures | 🎒 Scolaire | 🧸 Jouets
🛏 Draps & coussins…
🎥 Live isan’andro
👉 Tsy manenina amin’ny vidiny sy kalitao 💯

🌸 T-shirt Imprimé et Oversize 🌸📍 Tout à 13.000 ar 📍100% coton Détails sur chaque photo (Misy Andehilahy )🛵 Livraison à p...
23/04/2026

🌸 T-shirt Imprimé et Oversize 🌸

📍 Tout à 13.000 ar 📍

100% coton

Détails sur chaque photo
(Misy Andehilahy )

🛵 Livraison à partir 4.000 ar

Coucou akia ry Ma ah💜Tena tinareo be Ilay lunettes fa reo sisa no dispo🤗iza ary no Mbola tsy nahazo e😊Ho an'iza ireo??📍1...
23/04/2026

Coucou akia ry Ma ah💜

Tena tinareo be Ilay lunettes fa reo sisa no dispo🤗iza ary no Mbola tsy nahazo e😊

Ho an'iza ireo??

📍15.000 ar + livraison gratuite 📍

21/04/2026

Mifona re ma ah
Tena tsy Mbola Nilamina Tsara za tato fa ataotsika demain Ilay t-shirt prix cadeaux be

Bonne nuit💜
Bisous 💜

Coucou re ry Ma ah😍Miary herin'andro feno fahombiazana sy feno fahasalamana ho antsika rehetra mpananaraka ny pejy🤗Andef...
21/04/2026

Coucou re ry Ma ah😍

Miary herin'andro feno fahombiazana sy feno fahasalamana ho antsika rehetra mpananaraka ny pejy🤗

Andefa sary T-shirt za avieo ho alefako tsirai2 mintsy de mandefa mp aingana fa prix 📍Jess📍 izy io😁

Bisous 😘

Coucou akia Ma ah💜Ireo misy karazana articles pépites maromaro ry Ma ah 💜 📍 À partir 3.000ar oui sady misy livraison gra...
19/04/2026

Coucou akia Ma ah💜

Ireo misy karazana articles pépites maromaro ry Ma ah 💜

📍 À partir 3.000ar oui sady misy livraison gratuite amireo fa jereo izay Mety
📍 Détails sur chaque photo

🛵 Livraison à partir 4.000ar
Confirmation en mp svp

Coucous akia ma ah💜Tsÿ henoheno kely aloha fa Zao ny nahazo ny admin Ny live tsisy aloha na ao amn tiktok Ary fa repos k...
16/04/2026

Coucous akia ma ah💜

Tsÿ henoheno kely aloha fa Zao ny nahazo ny admin

Ny live tsisy aloha na ao amn tiktok Ary fa repos kely za
Pub Kosa alefatsika mlam eo iany 💜
Bisous bisous 💜

Tena oe 1000000000 Merci Ma ah🥺🙏Tena mamy be lotra nareoBonne nuit dia ho an'izay tsÿ manaraka live asitsika photo demai...
13/04/2026

Tena oe 1000000000 Merci Ma ah🥺🙏
Tena mamy be lotra nareo

Bonne nuit dia ho an'izay tsÿ manaraka live asitsika photo demain🤗

Bonne nuit💜 bisous 💜

Tsy andrinareo ny détaille anle zavatra😁🤭Dispo daholo ireo dia modèle unique sao oe tsy mahazo ndray ah📍 Livraison gratu...
13/04/2026

Tsy andrinareo ny détaille anle zavatra😁🤭

Dispo daholo ireo dia modèle unique sao oe tsy mahazo ndray ah

📍 Livraison gratuite 📍oui 📍 livraison gratuite 📍

Tout à 15.000ar

🛵 Livraison gratuite

13/04/2026

Coucou akia Ma ah 💜

Merci bcp ho anareo rehetra any @ faritra fa tena oe manao paiement daholo🥺🙏

Iretoo ndray ny arrivage tsika manaraka fa iza no tinareo??😉

📍 Livraison gratuite izay maka amreo fa mp aingana📍

12/04/2026

Bonsoir Ma ah💜
Merci bcp tamn achat anareo androany rehetra akia ah mamy be nareo
Zay vao vita kely ny pauseko fa anao ny total sy ny entanareo amzay za

Mba mandray phone daholo fa tena efa reraka Kely ah moa mampalaelo ny Livreur

Bonne nuit Ma ah💜

12/04/2026

📍Live mixte prix BORAKA📍

Jp + contact en mp obligatoire

💜Coucou akia Ma ah💜Mirary ny soa sy ny Tsara ho antsika rehetra fona amzao Alahady izao📍Misy Live Mixte be isika à 13h s...
12/04/2026

💜Coucou akia Ma ah💜

Mirary ny soa sy ny Tsara ho antsika rehetra fona amzao Alahady izao

📍Misy Live Mixte be isika à 13h sao tara fa prix boraka be io🤗

Asiko jeux Kely Manomboka Androany izay be point indrindra mandrindra ny herin'andro dia mahazo goûté 5000ar ho atao tsika par semaine izy ity ka mazotoa Ary

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JESS en LIVE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share