29/07/2026
Miarahaba antsika rehetra🖐️🖐️
- FILAZANA -
- Hoan ireo izay rehetra nanao « adhesion » tao amin’ny Taxi be Night Club » tamin’ ny conférence Nationale lasa teo sy ireo izay niditra nisoratra anarana ihany koa tany amin’ny Membre de bureau sasany dia iangaviana mba handefa ny Sary tapaka any amin’ny « Deemcjay Raslom » fa ilaina hanaovana Badge de membre tompoko!
Misaotra sy mirary soa antsika rehetra