Nouvelle Vision de la Refondation

Nouvelle Vision de la Refondation Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nouvelle Vision de la Refondation, Media/News Company, Antananarivo, Antananarivo.
(1)

Sehatra fampahalalam-baovao sy famakafakana momba ny raharaha nasionaly sy iraisam-pirenena.
• Fanabeazana
• Sosialy
• Politika
• Toekarena
• Kolontsaina
• sns,...

🔴𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚𝗡𝗼𝗿𝗮𝗶𝘀𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗟𝗮𝗽𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗿𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗖...
02/06/2026

🔴𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚

𝗡𝗼𝗿𝗮𝗶𝘀𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗟𝗮𝗽𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗿𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗖𝗼𝗻𝘀𝘂𝗹𝘀 𝗵𝗼𝗻𝗼𝗿𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗜𝘀𝗿𝗮𝗲𝗹𝗶𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮

🔹Noraisin'ny Filohan'ny Fanaovana, ny Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël, teny amin'ny Lapan-panjakana Ambohitsorohitra ireo "Consuls honoraires" an'ny fanjakana Israelianina Haim Berkovits sy Itshak Mamo, omaly alatsinainy.

🔹Nisongadina tamin'izany ny fanamafisana ny fifandraisana eo amin'i Madagasikara sy Israely, izay hipaka amin'ny fanokafana masoivoho eo amin'ny firenena roa tonta.

🔹Nanambara koa ireo "Consuls honoraires" ireo fa hitondra mpandraharaha ara-toekarena israelianina hampiasa vola eto Madagasikara eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany, ny asa vaventy ary ny "agroalimentaire."




🔴𝐅𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀: 𝐇𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘Tsy ho diso anjara amin’ny fanavaozana koa ve izany ny tant...
01/06/2026

🔴𝐅𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀: 𝐇𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘

Tsy ho diso anjara amin’ny fanavaozana koa ve izany ny tantsaha?

✔Ny Filohan'ny Fanavaozana Colonel Michaël RANDRIANIRINA dia miezaka mikatsaka hatrany izay fomba hanatsarana ny seha-pihariana eto Madagasikara izay iankinan’ny sosialim-bahoaka .

✔Manoloana izany dia hanosika sy hanolotra fampitaovana an’ireo Tantsaha ny Filohan’ny Fanavaozana. Hisantarana izany dia hisy ny famatsiana tracteur ho an'ireo tantsaha ireo raha ny nambaran’ny tamin’ny fandaharana manokana nataony tao amin’ny Televiziona Nasiônaly. Izany no natao entina hanantsarana ny kalitaon'ny famokarana eto Madagasikara sy hiantohana ny fahavitan-tena ara-tsakafo.



‼️🇲🇬𝗡𝘆 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗟𝗮𝗽𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝐚́𝗻𝗮  #𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗼𝗮.Fanomboana ny fankalazana ny   26 jona. Hatom...
01/06/2026

‼️🇲🇬𝗡𝘆 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗟𝗮𝗽𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝐚́𝗻𝗮 #𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗼𝗮.

Fanomboana ny fankalazana ny 26 jona. Hatomboka amin'ny iarahan'ny rehetra izany androany.

📷Arphine Rahelisoa Helisoa


| 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 🇲🇬🔥 Anio Alahady 31 Mey 2026 amin’ny 8 ora alina, hisy ny fandaharana manokana hiarahana amin’n...
31/05/2026

| 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 🇲🇬

🔥 Anio Alahady 31 Mey 2026 amin’ny 8 ora alina, hisy ny fandaharana manokana hiarahana amin’ny Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël, Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara.

Harahantsika mivantana ao amin’ny TVM, RNM ary ireo haino aman-jery tsy miankina hafa.


31/05/2026

| 𝐋𝐨𝐳𝐚-𝐩𝐢𝐟𝐚𝐦𝐨𝐢𝐯𝐨𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐞𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐨𝐜𝐚𝐝𝐞 𝐈𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨.

📷 𝐅𝐞𝐫𝐧𝐚𝐧𝐝 𝐂𝐞𝐥𝐥𝐨.

| 𝐋𝐢𝐠𝐮𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐂𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐧𝐬 🏆🔵🔴 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐧’𝐧𝐲  #𝐏𝐒𝐆 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐳𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐄𝐨𝐫𝐨𝐩𝐚! ⚽  voahosotra ho tompondakan'i Eoropa ...
30/05/2026

| 𝐋𝐢𝐠𝐮𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐂𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐧𝐬
🏆🔵🔴 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐧’𝐧𝐲 #𝐏𝐒𝐆 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐳𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐄𝐨𝐫𝐨𝐩𝐚!

⚽ voahosotra ho tompondakan'i Eoropa indray ny PSG rehefa nandavo any zareo Arsenal tamin'ny Tir au but (4-3),taorian’ny ady sahala 1-1 nandritra ny lalao.
🔥 Tsy vitan’izay fa indroa misesy izao no nibatanan’ny PSG ity amboara sarobidy ity, taorian’ny fandreseny tamin’ny taona 2025.

➡ Ahoana ny fahitanao ireny lalao ireny?

| 𝗥𝗨𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗧𝗔𝗡𝗔: 𝗡𝗼𝘀𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘃𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗔𝗣𝗦𝗔𝗧, 𝗺𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗧𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮𝘇𝗮𝘇𝗮 ...
30/05/2026

| 𝗥𝗨𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗧𝗔𝗡𝗔: 𝗡𝗼𝘀𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘃𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗔𝗣𝗦𝗔𝗧, 𝗺𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗧𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮𝘇𝗮𝘇𝗮

✅ Ankoatra izay, efa vita ihany koa ny lalana mampifandray an’i Descours – Fiadanana – Ankadimbahoaka, saingy mbola eo ampiandrasana ny fahamainan'ny "béton" 🏗️.

📅 Heverina hisokatra amin’ny faha-5 jona izao io ampahan-dalana io.

🎯 Tanjona ny hanamorana ny fifamoivoizana sy hanalana ny fahasahiranan’ny rehetra.



29/05/2026

| 𝐅𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐭𝐞𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐂𝐨𝐥𝐨𝐧𝐞𝐥 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐔𝐍𝐈𝐏𝐎𝐃 𝐭𝐞𝐭𝐬𝐲 𝐓𝐬𝐢𝐦𝐛𝐚𝐳𝐚𝐳𝐚


Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nouvelle Vision de la Refondation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share