Aly&Mercia

Aly&Mercia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aly&Mercia, Digital creator, ambohimanga kely, Antananarivo.

💜Jesoa misaotra 💜
23/02/2026

💜Jesoa misaotra 💜

💜2e famille mamy bé daholo nareo 💜✅eo aminy fiainana :👉-mila mahay mankafia  👉 -mifankatia      👉-mifanohana         👉 -...
18/01/2026

💜2e famille mamy bé daholo nareo 💜
✅eo aminy fiainana :
👉-mila mahay mankafia
👉 -mifankatia
👉-mifanohana
👉 - mifampisintona
tianay mianadahy bé daholo nareo ❤️❤️
💜💜Sweety Agency 💜💜

bonne nuit daholo isika rehetra ❤️ tahin'i Tompo ❤️🙏 misy Zavatra homaninay mianadahy fa aza miala lavitra page fa ho av...
11/01/2026

bonne nuit daholo isika rehetra ❤️
tahin'i Tompo ❤️🙏 misy Zavatra homaninay mianadahy fa aza miala lavitra page fa ho avoakanay tsy ho ela eo 🙏💜💜

maman,ma copine,ma sœur,ma confidente,ma vie je t'aime tellement maman ❤️
11/01/2026

maman,ma copine,ma sœur,ma confidente,ma vie
je t'aime tellement maman ❤️

izahay mianadahy Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro an...
01/01/2026

izahay mianadahy Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao; — Nomery 6 : 24

❤️❤️❤️
16/12/2025

❤️❤️❤️

13/12/2025
08/12/2025

🔥Tsy Maty Antoka ny Manao ny Tsara

Maro ny olona no mieritreritra hoe:
“Inona no tombony azoko amin’ny fanaovana tsara?”
“Fa nahoana aho no hanampy olona nefa tsy misy valiny?”
“Tsy aleo mitovy amin’ny hafa ihany i?”

Fa ny marina dia izao:
Na dia tsy hita avy hatrany aza ny vokatra, dia tsy very maina ny fanaovana ny tsara.
Toy ny mandatsaka voa amin’ny tany izany: tsy mitombo avy hatrany, fa rehefa mandeha kosa ny fotoana, dia mitsimoka sy mamoa.

Ny fanaovana tsara dia:

Fanomezana fanampiana na dia tsy misy tambiny aza.

Fifamelàna ny heloky ny hafa na dia marary aza.

Fanajana olona na dia tsy misy manaja anao aza.

Faharetana sy fahavononana hanohy ny tsara, na dia sarotra aza.

Fa nahoana?
Satria rehefa manao tsara ianao, dia manorina fiainana matanjaka ao anatinao.

Tsy hitan’ny olona, fa hita amin’ny vokatra any aoriana,ary hitan-Janahary ihany koa.
Mety tsy ho tantin’izao tontolo izao, fa hiharihary amin’ny fotoana mahamety azy kosa anefa.

Tadidio ry namana:

Tsy very iny fitiavana nomenao iny.

Tsy maty antoka ianao tamin' iny fandeferana nataonao iny.

Tsy very maina iny fahendrena nasehonao iny

Tsy maty antoka ianao amin'ny fandehananao amin’ny lala-marina.

Satria ny tsara dia toy ny volana: na dia takona aza, mbola eo foana.
Ary ianao izay miezaka manao tsara, dia mampiakatra ny lanjan’ny tenanao, ary mitondra fanazavana ho an’ny hafa.

Raiso izay azonao raisina...

Address

Ambohimanga Kely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aly&Mercia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share