Gen - A.D.M

Gen - A.D.M Le vrai changement pour l'état de Droit
(Ny tena Fanovàna hoan'i tany tàn-dalàna )

Handeha hamaky banque aho dia rehefa tratra aho dia lasan’i fianakaviako fotsiny ireo vola nangalariko.Iza no ho namako ...
05/06/2026

Handeha hamaky banque aho dia rehefa tratra aho dia lasan’i fianakaviako fotsiny ireo vola nangalariko.
Iza no ho namako hanao anzay sera zay?

Ko raha tsy paiso ko

Mila azavaina ity resaka immunité parlementaires ity fa be ny tsy mahazo azy mo maro ihany koa  députés ireo no manao az...
05/06/2026

Mila azavaina ity resaka immunité parlementaires ity fa be ny tsy mahazo azy mo maro ihany koa députés ireo no manao azy ho fitaovana hierena atao.

Tsy miaro ny ratsy ataonao ny immunité parlementaires fa miaro anao haneho hevitra malalaka fotsiny ihany. Ka tsy hoe handeha hamono olona aho na hangalatra aho na hanolana aho… satria députés de tsy azo henjehin’i lalàna. Diso zany tompoko

Tsy victime zany ny vahoaka miaraka . Vahoaka ihany koa ny mpiasan’i Sodiat ary ny heloky ravatomanga tsy helok’izy ireo...
04/06/2026

Tsy victime zany ny vahoaka miaraka . Vahoaka ihany koa ny mpiasan’i Sodiat ary ny heloky ravatomanga tsy helok’izy ireo.

Misaotra @´ilay fanampahakevitra bien réfléchi tompoko.

Arabaina Serge

Aoka hazava. Tsy tokony hatao fitaovana hialonkalofan’i mpanao ratsy ny fihaviana fa refa nanao ratsy dia saziana na iza...
01/06/2026

Aoka hazava. Tsy tokony hatao fitaovana hialonkalofan’i mpanao ratsy ny fihaviana fa refa nanao ratsy dia saziana na iza izy na iza ary na avy aiza izy na avy aiza

« Vazaha miteny gasy » 😁
31/05/2026

« Vazaha miteny gasy » 😁

30/05/2026

52 taona i rainilainga.
Mbola zandry kely foana ve? Tsy hay aloha fa ny fanavaozana mbola tsy vita ary izy tsy afaka hilatsaka intsony.

Aleo mitandrina tsara isika fa betsaka ny te hanimba ny fitondrana sy ny imagen’i minisitra.Sary namboarina t@Intelligen...
21/05/2026

Aleo mitandrina tsara isika fa betsaka ny te hanimba ny fitondrana sy ny imagen’i minisitra.

Sary namboarina t@Intelligence Artificielle tony hanasoketana ny minisitra toy ny mahazatra.

21/05/2026

Fanjakana tsy mamaly faty ny fanavaozana. Fanjakana misy fanahy.

Ary indrindra indrindra: FANJAKANA MAMPANJAKA NY TANY TANDALÀNA

Aza mitsaoka enao Lanto an. Eo ihany aloha enao fa izahay tsy manao emprisonnement arbitraire tahaka ny fanaonareo zany....
19/05/2026

Aza mitsaoka enao Lanto an. Eo ihany aloha enao fa izahay tsy manao emprisonnement arbitraire tahaka ny fanaonareo zany.
Manaraka lalàna foana 👌

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gen - A.D.M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share