15/01/2026
Nihato kely aho tato ho ato satria nifantoka tanteraka tamin’ny fitsaboana an’i Mathieu.Misaotra anareo rehetra tsy niala,na tamin’ny vavaka na tamin’ny hafatra na tamin’ny fitiavana naseho.Manomboka izao dia tapa-kevitra aho hizara tsikelikely eto amin’ny pejiko ny tantara izay niainako nitondra lesona sy ireo zavatra rehetra azoko zaraina mety hahasoa ny hafa na tany madagasikara izany na taty Inde.Mirarisoa daholo,samy ho tahin’Andriamanitra 🥰🙏🙏