25/03/2026
🚨 VOAMBARA: Cristiano Ronaldo Jr. dia efa nanao fanazaran-tena niaraka tamin’ny Akademian’ny Real Madrid tamin’ity herinandro ity 🤍
Cristiano Jr dia efa nanomboka niasa tao amin’ny La Fábrica (akademian’i Real Madrid), miaraka amin’ny tanjona hiditra tanteraka ao amin’ny Akademia amin’ny ho avy, araka ny tatitra avy amin’ny The Athletic 🤩
…eritrereto ange hoe ho tantara mahafinaritra izany e! 7️⃣🏡