Basy Atifik'avana

Basy Atifik'avana Tsy hafenina fa Harangaranga

โš ๏ธ ACCIDENT ANOSY AVARATRA โ€ผ๏ธ Maty tsy tra-drano ilay nitondra glide mena vao zao alina zao ๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜ช
22/06/2025

โš ๏ธ ACCIDENT ANOSY AVARATRA โ€ผ๏ธ Maty tsy tra-drano ilay nitondra glide mena vao zao alina zao ๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜ช

โš ๏ธ Trump ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ : 03:30 : l'Iran n'est plus une menace pour le Moyen Orient . Tel Aviv ร  06:00...๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜ช
22/06/2025

โš ๏ธ Trump ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ : 03:30 : l'Iran n'est plus une menace pour le Moyen Orient . Tel Aviv ร  06:00...๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜ช๐Ÿ˜ช

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท :Navoakan'ny Tรฉlรฉvision Iraniana antsary ny sarin'i reo bases militaires amรฉricains ร  la portรฉe an'ny missiles i...
22/06/2025

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท :Navoakan'ny Tรฉlรฉvision Iraniana antsary ny sarin'i reo bases militaires amรฉricains ร  la portรฉe an'ny missiles iraniens ary niantso ireo olombelona ao @ ireo bases ireo, na ny manodidina azy, ny mpitondra Iraniana mba hiala tsy misy hatak'andro
โœ๏ธ Basy Atifik'Avana

โš ๏ธ MAHAY MANISY POIZINA @ SAKAFO LO ZAO NO MISY RAHA METY... PRIX MP ๐Ÿ’ถ๐Ÿ™„๐•๐„๐‘๐˜ 1,4 ๐“๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐’๐€ ๐’๐˜ ๐ˆ๐๐‡๐Ž๐๐„ 13 ๐Š๐€ ๐๐ˆ๐“๐€๐ƒ๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐€๐“...
22/06/2025

โš ๏ธ MAHAY MANISY POIZINA @ SAKAFO LO ZAO NO MISY RAHA METY... PRIX MP

๐Ÿ’ถ๐Ÿ™„๐•๐„๐‘๐˜ 1,4 ๐“๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐ˆ๐’๐€ ๐’๐˜ ๐ˆ๐๐‡๐Ž๐๐„ 13 ๐Š๐€ ๐๐ˆ๐“๐€๐ƒ๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐€๐“๐’๐€ ๐๐€๐‘๐€๐“๐‘๐€
Hoy ilay very vola sy finday teny behoririka omaly: "ho anao izay nanataka ity Sac ity teo Behoririka. Nahazo ianao nahazo vola be sy tรฉlรฉphone iny fa aza tratra, Averiko indray aza tratra fa ataovy tsara ny asanao mba tsy ho tratra. Maromaro zavatra very tao fa tsy mila kivy. Vola be 1,4 tapitrisa ariary sy tรฉlรฉphone Iphone 13 Pro max.
๐—ž๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ", hoy ity farany tao amin'ny pejy facebook-ny.

22/06/2025

โš ๏ธ MPAMILY TAXIB โ€ผ๏ธ Sady mamily no mandefa mp..

โš ๏ธ ENJANA DE ENJANA KOA NY GUERRE Mร‰DIATIQUES...
22/06/2025

โš ๏ธ ENJANA DE ENJANA KOA NY GUERRE Mร‰DIATIQUES...

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท VS ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ โž• ร‰TATS UNIS ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ :TSY DE BETSAKA NY FAHAVOAZANA HOY NY MANAMPAHEFANA ANY AN-TOERANA  โžก๏ธ Nampahafanta...
22/06/2025

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท VS ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ โž• ร‰TATS UNIS ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ :TSY DE BETSAKA NY FAHAVOAZANA HOY NY MANAMPAHEFANA ANY AN-TOERANA

โžก๏ธ Nampahafantatra ny Manampahefana ambony Iraniana momba ny fiarovana, tao @ televisionim-panjakana Iranianina : fa tsy dia misy zavatra nahataitra loatra t@ fanafihana nataon'i ร‰tats Unis androany vao maraim-be, tsy dia araka ny hirahirain'i Trump etsy sy eroa hoy izy Efa nanampo fanafihana an'i Fordow i Iran nandritra ny andro maromaro.Ary Efa ela no nesorina tao @ ireo centre nuclรฉaire ny uranium enrichi ary zavatra azo amboarina daholo iany no simba, toin'ny vavan'ny tonelina miditra sy movoaka ny centre nuclรฉaire.

๐Ÿ—ฃ๏ธEfa nafindra nanomboka ny Mars 2025 any @ toerana hautement secret ireo uranium enrichi ireo ary ts misy ahiana hoy izy ireo. Izay niarahaniasa t@ Russie ๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡บ sy Pakistan ๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡ฐ
๐Ÿ—ฃ๏ธTamin'ity daroka baomba nataon'i ร‰tats Unis ity dia ireo fitaovana, izay ho voatsangana afaka 2 semaine ihany no simba, hoy ny lehibean'ny tafika ao Iran ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท
Efa tokony hiomana @ valinkafatra i ร‰tats Unis hoy Iran ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท

ร€ suivre

โœ๏ธ Basy Atifik'Avana

โš ๏ธ NIDITRA @ ADY ร‰TATS UNIS ADROANY 22 JUIN ร€ 02 H 30 GMT.... ETO VAO TENA MANGOTRAKA NY ADY... WAIT AND SEE..โœ๏ธ Basy At...
22/06/2025

โš ๏ธ NIDITRA @ ADY ร‰TATS UNIS ADROANY 22 JUIN ร€ 02 H 30 GMT.... ETO VAO TENA MANGOTRAKA NY ADY...

WAIT AND SEE..

โœ๏ธ Basy Atifik'Avana

โš ๏ธ FINDAY NO NANAPERANA NY AIN'ILAY RAMATOA BE 61 TAONA ๐Ÿ˜ชโžก๏ธ Vehivavy lehibe iray, 61 taona, hita faty, omaly vao maraina...
21/06/2025

โš ๏ธ FINDAY NO NANAPERANA NY AIN'ILAY RAMATOA BE 61 TAONA ๐Ÿ˜ช

โžก๏ธ Vehivavy lehibe iray, 61 taona, hita faty, omaly vao maraina, tany amin'ny fokontany Ampahibe, kaominin'Ampasimazava, distrikan'i Vavatenina.

โžก๏ธ Voatsindrona antsy ny saokany. Mangana be ny tendany, toy ireny nodarohana ireny. Nihoson-drร  ny fitafiany.

Voalaza fa, andeha hiasa no nivoahany ny trano vao maraim-be, kanjo io nisy namono io, ny finday teny aminy no tsy hita ๐Ÿ˜ช

โœ๏ธBasy Atifik'Avana

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ๐Ÿ’ฅ ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑโžก๏ธ ANDANINY :Israรซl ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ : Nivoaka omaly ny didim-panjakana tany Israรซl mandrara ireo olom-panjakana na...
21/06/2025

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ๐Ÿ’ฅ ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ

โžก๏ธ ANDANINY :Israรซl ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ : Nivoaka omaly ny didim-panjakana tany Israรซl mandrara ireo olom-panjakana na ny mpanao gazety tsy hizara direct na hitatitra ny sary ny impact @ fanafihana nataon'i Iran ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท, efa nisy mihitsy moa ny fisamborana olontsotra sy fisavana ny entan'ireo mpanao gazety vahiny tany an-toerana, Araka ny vaovao mivoaka any an-toerana moa dia 30 eo ho eo no maty ary anjatony no maratra

โžก๏ธ ANKILANY : Iran ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท : Nanasa mpanao gazety vahiny maro ny Prรฉsident Iranien Masoud PEZESHKIAN, hitsidika an ' i Tรฉhรฉran, NY tanjona moa dia ny hanamarinan' izy ireo fa tsy misy Arsenal nuclรฉaire simba any Iran ary tsy misy fahavoazana be amin'ny tanana, Notsipiany t@ izany fa tsy nanafina Iran fa be ireo manamboninahitra Iranianina lavo t@ ity ady ity, ary izay no maha ady ny ady hoy izy, tsy maintsy misy ny maty, tsy maintsy misy ny maratra, tsy misy zavatr hafenina zany.

โœ๏ธ Basy Atifik'Avana ccr

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ๐Ÿ’ฅ ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ โžก๏ธMikonokonona mafy i ร‰tats Unis raha ny sary hita @ zanabolana ao @ ireo base militaire ao Arabie S...
21/06/2025

IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ๐Ÿ’ฅ ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ

โžก๏ธMikonokonona mafy i ร‰tats Unis raha ny sary hita @ zanabolana ao @ ireo base militaire ao Arabie Saoudite ao

๐Ÿ”ธ Ny sary hita amin'ny zanabolana dia mampiseo fa manetsika ireo tafika an-habakabaka i ร‰tat Unis ao @ basen'izy ireo Prince Sultan (Image du Mizarvision du 19 juin| 16:21 .)

๐Ÿ”ธ600 km miala @ Iran no misy io base io, izany hoe Raha miditra an-tsehatra i Etazonia, dia io ny toby akaiky indrindra

Ireto avy ireo fitaovana hita ato :

๐Ÿ”ธ22 x KC-135 Stratotankers
๐Ÿ”ธ53 x F-16
๐Ÿ”ธ10 x C-130...

๐Ÿ”ธMbola misy ireo fitaovam-piadiana mbola andrasana
.. ร€ suivre..
โœ๏ธ Basy Atifik'Avana

โš ๏ธ ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ โ€ผ๏ธ Nitsidika ireo toerana stratรฉgique potika ny Premier Ministre Israรฉlien l Netanyahou ary nilaza fa tsy h...
21/06/2025

โš ๏ธ ISRAร‹L ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ โ€ผ๏ธ Nitsidika ireo toerana stratรฉgique potika ny Premier Ministre Israรฉlien l Netanyahou ary nilaza fa tsy hisy fetra intsony ny fanafihana an'i Iran ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท manomboka eto ary efa vonona Israรซl na haharitra ary ny ady.

Address

Hagamainty
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Basy Atifik'avana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share