π‘²π’Šπ’Žβ€’π‘©π’Šπ’…π’š

π‘²π’Šπ’Žβ€’π‘©π’Šπ’…π’š Texto by Kimβ€’BidyπŸ’˜πŸ§ 

ZΓ©ro Cinq Onze πŸ«‚β€οΈβ€πŸ”₯History debut 🫢🏼

Sanatria raha ny hifanary ry Malala satria mifameno isika ka tsy zarizary raha mikasa ny handeha irery πŸ˜­πŸ«ΆπŸ’™
07/04/2025

Sanatria raha ny hifanary ry Malala satria mifameno isika ka tsy zarizary raha mikasa ny handeha irery πŸ˜­πŸ«ΆπŸ’™

Indraindray isika no miady fa tsy noraisina ho fiafarany fiarahana ireny fa natao ho sedra ho lalovana fotsiny ihany no ...
30/03/2025

Indraindray isika no miady fa tsy noraisina ho fiafarany fiarahana ireny fa natao ho sedra ho lalovana fotsiny ihany no sady ahatsapana ny lanjan'ny fitiavana misy eo amin-tsika roa ary ahafahana manova izay tsy nety ❀️🫢

Mitondra hafaliana ho ahy rehefa mahita anao mitsiky iny ka satriko raha mba izany foana no hitako eny amin'ny endrikao ...
20/03/2025

Mitondra hafaliana ho ahy rehefa mahita anao mitsiky iny ka satriko raha mba izany foana no hitako eny amin'ny endrikao πŸ€ŸπŸ’—πŸͺ

😭🫢❀️
20/03/2025

😭🫢❀️

Ny vehivavy ve??🫢🏻 Fantany foana elah rehefa mampirafy azy,,,Saingy  angah izy mitenyπŸ˜ͺtsy miteny izy fa mangina,,, ny ve...
19/03/2025

Ny vehivavy ve??🫢🏻
Fantany foana elah rehefa mampirafy azy,,,Saingy angah izy mitenyπŸ˜ͺtsy miteny izy fa mangina,,, ny vehivavy lesy rehefa tian'lah dia tsy mety mihonona izany ny fony hoe elah dia nahavita namitaka azyπŸ™ŒπŸ» fa dia ny sainy no alaminy..Mangina izy, mitomany rehefa alohan'ny hatory ,, eo imason'nlah izy no mitsiky sy besaina,,, fa ny any am-pony mararyπŸ’”,,, mba te hamolaka an'lah izy fa tsy afa manoatra,,,malahelo be ny fonyrehefa valin'lah biraingina izy... tsapany elah rehefa miova aminy.... fa izy tsy miteny... fa tadidio less fa iny sipa tian'lah iny anie raha lasaπŸƒ... tampoka iny tsy ampoizin'lah amin'izay fotoana zay fa hanenina elahπŸ’”...ka tsy afaka hiantso anazy tsonyπŸ—£... satria t@ nazy mbola tiaπŸ«€elah mody marenina tsy nahay nanararaotra... fa rehefa lasa any akoatra izy , izay elah vao hanenina,,, mba tiavo milay lesy ,aza ampijaliana,aza ampahoriana fa nareo anie no mbola hiatriaka fiainana e❀

KimπŸŽ€Sah

✨🀎
19/03/2025

✨🀎

π…πšππ’π¨ 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐚 𝐑𝐚𝐯𝐨𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚 𝐀𝐨𝐝𝐒𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐞𝐭𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚🀲
17/03/2025

π…πšππ’π¨ 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐚 𝐑𝐚𝐯𝐨𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚 𝐀𝐨𝐝𝐒𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐞𝐭𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚🀲

Yaaazzz🀟❀️
17/03/2025

Yaaazzz🀟❀️

πŸ«‚βœ¨
15/03/2025

πŸ«‚βœ¨

Marina fa hoe tena tinao izy ,, tsy ahita otr'azy intsony ianao , ary sarotra ho anao miaina tsisy azy ... fa fataro met...
26/02/2025

Marina fa hoe tena tinao izy ,, tsy ahita otr'azy intsony ianao , ary sarotra ho anao miaina tsisy azy ... fa fataro mety ho ratra ho anao izanyyπŸ’˜tadidio hoe manome poizina ho an'i tenanao ianao raha mihevitra ny mbola hiaritra aminazy πŸ’˜ aza dia mora andevozin'ny fitiavana fa na mafy aza ny tady mamatotra ny fitiavanao azy dia ho mora hivaha io raha hainao no mitsinjo ny fonao ,, dia tsarovy fa io fonao io no harena sarobidy tsy hain'ny mpangalatra ho angalarina ,, dia aza simbaina fa miankina aminao daholo ny maha ela fodoboka an'io πŸ₯Ί

KimπŸ’—Sah

πŸ₯Ί
22/02/2025

πŸ₯Ί

Ny bandy , bandy fona .. oui marina izany fa tsy midika kosa hoe hanararaotra sipa na ny fahelemeny πŸ’”Tsy kobonlah manko ...
07/02/2025

Ny bandy , bandy fona .. oui marina izany fa tsy midika kosa hoe hanararaotra sipa na ny fahelemeny πŸ’”
Tsy kobonlah manko hoe tsy elah ilay maditra no reherahan’ny fa elah ilay manaja azy!!❀️
Ty no tsarovy ah!! Fa voninahitra lehibe iray hoanlah ny fanajanlah ny anabavin’ny hafa mba hanajan’ny hafa ny anabavinlah
Tsy sarotra anie ilay manao tokam-po eh au lieu de mampijaly sipa nefa tsy ahitana vokany fa manome ratra hoan’ny hafa fotsiny πŸ˜₯
Fa izao rall ah !! Hajao ny eo antanana fa iny tena mirevy anlah matoa nahavita niaritra izay adalanlah rehetra ❀️ Mbola maminy elah matoa izy mbola eo fona hoanlah πŸ’—πŸ€²

Kimβ€’Bidy

Address

Antananarivo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘²π’Šπ’Žβ€’π‘©π’Šπ’…π’š posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share