
05/06/2025
🔌🔌🔌🔌Arovy ny fitaovanao amin’ny tselatra sy fiakarana herinaratra!
Maro amin’ny fitaovana ao an-tranonao no lafo vidy sy mora simba amin’ny tselatra na fiakarana herinaratra tampoka.
❌ Tele, ordinateur, frigo, décodeur, routeur, console… mety ho simba ao anatin’ny segondra!
âś… Vahaolana?
👉 PRISE PARAFROUDRE – miaro ireo fitaovanao sarobidy rehetra!
🌟 Tombony lehibe amin’ny prise parafoudre:
✔️ Miaro amin’ny tselatra sy overvoltage
✔️ Mora ampiasaina, ampidiro fotsiny amin’ny prise
✔️ Mety amin’ny fitaovana rehetra: télé, PC, frigo, wifi, sns.
✔️ Miaro amin’ny lozam-pifandrehana ara-herinaratra
✔️ Mora entina sy maharitra
🔧 Iza no tokony hanana an’ity?
đź’ˇ Ireo manana fitaovana sarobidy
🏠Ireo manamboatra trano vaovao
📡 Ireo mampiasa wifi sy ordinateur isan’andro
đź’Ľ Ireo manana birao na cyber
👨‍👩‍👧‍👦 Ireo te hiaro ny fitaovana sy ny ankohonany
⏳ Aza miandry ny simba vao miaro.
📲 Mifandraisa aminay ankehitriny dia raiso ny fiarovana ho an’ny tranonao!
📞 +26134 67 342 21
📍 Livraison manerana an’i Madagascar
đź’¬ Alefaso ny hafatra dia ho valiana haingana!