CCI Presse Plus

CCI Presse Plus IZAY HASEHO IHANY NO HITA
ON COMMUNIQUE ET VOUS SEREZ CONNUE

27/08/2026

Hetsika karakarain'ny Fanajakana eo ambany fiahian'ny
Ivo-pihaonana hanomeza tari-dalana ho an ireo tanora mpianatra mba hahafantatra ny tolontra misy eo anivon'ny tontolon'ny fampianarana amboratonga ambony

27/08/2026

FIFANINANANA NATIONALY MOMBAN'NY FAHITANAVAO.Miisa 16 ireo tetik'asa mendrika ary mizara sokajy 3 dia Angovo, Fanodinana sy fanamboarana vokatra avy amin'ny fambolena sy fiompiana ho sakafo, Fanodinana vokatra eto an-toerana.
Hisy tohana izay omen'ny eo anivon'ny OMAPI.
CCI Presse Plus

25/08/2026

KAOMININA NOSY BE HELL VILLE
MILAZA TSY MANANA VAHAOLANA MIKASIKA NY OLAN NY RANO FISOTRO MADIO AO ANTOERANA NY BEN NY TANANA FA HOE TSY MISY VOLA ENTI MANANA

25/08/2026

Filohan'ny Vaomiera mpanao fanadihadiana parlemantera momba ny fitantanana ny orinasa Jirama ofisialy Andriamatoa
Nosoniavin'ireo solontenan'ny Orange Money Airtel Money Madagascar MVola ny ary ny Vaomiera mpanadihady parlemantera ity fanambarana ity, ho porofon'ny fifanarahana nifanaovana mba hanatsarana ny fifandraisana eo amin'ny orinasa sy ireo mpanjifany mandoa vola amin'ny alalan'ny

25/08/2026


21/08/2026
20/08/2026

Lalàna laharana faha-2015-053 tamin’ny 03 Febroary 2016, novaina sy nofenoin’ny lalàna laharana faha-2018-026 tamin’ny 26 Desambra 2018, mikasika ny Fehezan-dalàna no mifehy ny Jono sy ny Fiompiana anaty Rano. 𝑨𝒏𝒌𝒆𝒉𝒊𝒕𝒓𝒊𝒏𝒚, miroso amin’ny fanavaozana izany ny Minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga mba hamolavola fehezan-dalàna maoderina, maharitra ary afaka mamaly ny filàn’ny sehatra hatramin’ny 50 taona ho avy, sady mifanaraka amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena sy ireo fifanarahana iraisam-pirenena noraisin’i Madagasika

Address

Antananarivo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CCI Presse Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share