Mba Faly - pejy

Mba Faly - pejy Mèmeur ¦ Humoriste ¦ Stand-Upper

25/03/2025

25/03/2025

Toa hoe nisaraka sahady hono ianareo.

Angaha tsy hoe hivady indray ?

Doc Valy - Lifestyle💪
25/03/2025

Doc Valy - Lifestyle💪

Ambany orana mifafy , Vao may manala mbala
Ambony tany vakivaky , vao may manala kapa
Mieskiva vatovato , Vao maika mihazakazaka
Tandremana ny harato , vao may tsy mihatakataka

Voaompaompa max, vao maika tsaratsara
Voahosohoso-potaka , vao maika makamaka
Voahogahoga mafy, vao may tsy hitabataba
Voatondrotondro molotra vao maika manao art
..



24/03/2025

Milay kay ilay hoe misy sipa tara amin'ialahy

Avela hijalijaly kely eo vao kôtina

24/03/2025

Izay vao azoko ilay hoe mifononory😭😭

23/03/2025

Mba mahazo bonne nuit chérie ve

Sa rehefa lany mega dia matory.

23/03/2025

Mitandrema fa ny fofom-bady raha miova kely fotsiny dia lasa zavatra hafa...

Samedi RANDONE💪🔥
22/03/2025

Samedi RANDONE💪🔥

😎😎
22/03/2025

😎😎

⛔Dadanay kely be noho Zah(sady mbola tanora). Manana zafikely izy, natao didim-poitra ilay zafikeliny io.Rehefa tapaka a...
20/03/2025

⛔Dadanay kely be noho Zah(sady mbola tanora). Manana zafikely izy, natao didim-poitra ilay zafikeliny io.

Rehefa tapaka amin'izay ilay izy dia hoy ilay Rainjaza hoe aiza ny Dadabe amin'ity fika be ity(ilay lohan-javatra io)

Hoy Dadanay hoe io akaikinao io ny Dadabeny mantsy ahy😭

Nomen'ilay Rainjaza ahy ilay lohatsitsy, dia tsy maintsy nohanina moa mazava hoazy🙈
Fa mangidy be kay ireny😭

Hatramin'izao mbola mangidy foana ny vavako....

❤️❤️❤️
20/03/2025

❤️❤️❤️

Aina MaharavoZoky milay be anaty Hatsikana💪🔥
19/03/2025

Aina Maharavo
Zoky milay be anaty Hatsikana💪🔥

Address

Antanifotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mba Faly - pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share