Radio Vary sy Rano 89.6 Fm

Radio Vary sy Rano 89.6 Fm "An-tsaha tsy mifanary, an-tanàna tsy mifandao"

17/10/2025

🟥🟥 MIVANTANA🟥🟥

Ho arahinao mivantana eto amin'ny TVM amin'ny 10 ora maraina ny 𝐋𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐭𝐫𝐢𝐤𝐞𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 andraisana ny fianianan'ny

𝗞𝗼𝗹𝗼𝗻𝗲𝗹𝘆 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮ë𝗹

Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara na Président de la Refondation de la République de Madagascar

Antanifotsy Madio 😀Antoka iray mampandroso ny tanàna ny fanadiovana. Aza misalasala intsony, ento ny kifafa , angady , s...
10/10/2025

Antanifotsy Madio 😀
Antoka iray mampandroso ny tanàna ny fanadiovana. Aza misalasala intsony, ento ny kifafa , angady , sobika ,sns...ndao hodiovintsika miaraka Antanifotsy. 😊

Ndao tolory hira isanandro ny namanao ,ny olon-tianao sy ny havana, ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma , amin'ny 06 ora har...
08/10/2025

Ndao tolory hira isanandro ny namanao ,ny olon-tianao sy ny havana, ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma , amin'ny 06 ora hariva 😊😍
Anaty ny hira ny hafatra oh 😁😊

  🤗Firariana soa ⛅Météo 📰 Horoscope 👨‍⚖️👩‍⚖️ Fandraisam-bahiny 🎼 Mozika maro loko
02/10/2025



🤗Firariana soa
⛅Météo
📰 Horoscope
👨‍⚖️👩‍⚖️ Fandraisam-bahiny
🎼 Mozika maro loko

N'aiza n'aiza misy anao , anilanao hatrany ny 89.6 FM ❤️😚
20/09/2025

N'aiza n'aiza misy anao , anilanao hatrany ny 89.6 FM ❤️😚

Tanagmaro ho an'ny fanadiovana ny tanàna teto amin'ny Renivohitry ny Distrikan'Antanifotsy , notarihin'ny Ramatoa Lehibe...
19/09/2025

Tanagmaro ho an'ny fanadiovana ny tanàna teto amin'ny Renivohitry ny Distrikan'Antanifotsy , notarihin'ny Ramatoa Lehiben'ny Distrika Antanifotsy ,niaraka tamin'ireo sampandraharaha rehetra. Ankoatra ny fanadiovana sy fisorohana ny aretina mety hitranga avy amin'ny loto sy ny lobolobo dia natao ihany koa izao mba ho fampiraisana sy ho ohatra hita maso azon'ny tsirairay alaina tahaka. Marihina fa hitohy ary isaky ny zoma fahatelo amin'ny volana no hanatanterahina azy ity.

SERASERA MIABOAFAKA NAKA RIVOTRA SY NIALA SASATRA KELY TANY MORONDAVA NY MPANAO GAZETY NOHON'NY FANOHANAN'IREO MANAM-PAH...
09/09/2025

SERASERA MIABO

AFAKA NAKA RIVOTRA SY NIALA SASATRA KELY TANY MORONDAVA NY MPANAO GAZETY NOHON'NY FANOHANAN'IREO MANAM-PAHEFANA TETO ANTOERANA ISAN'IRENY NY GOVERNORA

Nihanoka ny hafanan 'i Menabe sy ny torapasika mahafinaritr'i Morondava ary nankafy ny filetehan'ny Masoandro teny amin'ny "Allées des baobabs" an'i Bekonazy ny mpanao gazety teto Vakinankaratra.

34 mianadahy no niara-nisitraka ny fialan-tsasatra isan'ny fepetra notakiana ny fananana ny karatry ny holafitra ary "Ordre de Mission" ho an'ireo tsy manana izany.
Isany nisitraka izao fialantsasatra izao ihany koa ireo mpiasa eo anivon'ny sampandraharan'ny serasera sy fifandraisana amin'ny daholobe eto anivon'ny fiadidiana ny Faritra.

Fankasitrahana tanteraka no hoentin'ny Mpanao gazety maneho fisaorana ireo izay nanampy azy ka nahatontosana ny dia tany amin'ny Faritra Menabe, indrindra fa ny Governora Vyvato Rakotovao izay nandray ny ampahany betsaka tamin'ny fandaniana.

Serasera sy fifandraisana amin'ny dajolobe

© lahatsoratra sy sary indrana Faritra Vakinankaratra Ofisialy

Ity ilay nandrasan'ny maro , ho anareo ekipa te hilalao sy handray anjara ,dia antsoina hivory:_ 🗓️ ny Alarobia 10 Septe...
29/08/2025

Ity ilay nandrasan'ny maro , ho anareo ekipa te hilalao sy handray anjara ,dia antsoina hivory:
_ 🗓️ ny Alarobia 10 Septembre 2025
_ ⏲️ amin'ny 02 ora tolakandro

_ 🏢 ato amin'ny Salle de mariage

✔️ Izay ekipa valo (08) tonga voalohany no ho raisina miaraka amin'ny Droit.

Infoline:_ 0347001731

Radio vary sy Rano , akaiky anao isanandro😊  Mitohy hatrany fiaraha-miasantsika:  🔶 Filazana 🔶 Dokam-barotra  🔶Fandahara...
04/08/2025

Radio vary sy Rano , akaiky anao isanandro😊
Mitohy hatrany fiaraha-miasantsika:
🔶 Filazana
🔶 Dokam-barotra
🔶Fandaharana

sy izay mety fiaraha-miasa tadiavinao.

Aza misalasala àry manatona ato amin'ny Radio , biraon'ny Commune Antanifotsy, varavarana faha-09 🤗
☎️ 0335271955/0387881331

08/07/2025

Radio vary sy rano Antanifotsy , akaiky anao isan'andro

Ny ekipan'ny Radio Vary sy Rano 89.6 Fm  Antanifotsy dia mirahaba antsika rehetra tratry ny asaramanitra 2025 🇲🇬😊
26/06/2025

Ny ekipan'ny Radio Vary sy Rano 89.6 Fm Antanifotsy dia mirahaba antsika rehetra tratry ny asaramanitra 2025 🇲🇬😊

J_2 ,ianao sisa andrasana , ndao hifety hiaraka amin'ny Radio Vary sy Rano 89.6 Fm  isika rehetra 🥰🥰
24/06/2025

J_2 ,ianao sisa andrasana , ndao hifety hiaraka amin'ny Radio Vary sy Rano 89.6 Fm isika rehetra 🥰🥰

Address

Mairie Antanifotsy
Antanifotsy
109

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Vary sy Rano 89.6 Fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share