13/10/2025
ANTENIMERAN-DOHOLONA: voatendry ho Filoha mpisolo toerana i NDREMANJARY Jean Andrรฉ
Ny Loholona Jean Andrรฉ NDREMANJARY, izay zokiny indrindra aminโireo loholona no hitantana ity andrim-panjakana ity taorianโny fivoriana manokana nataonโny loholona ny 12 oktobra 2025 tao aminโny Antenimierandoholona.
Fantatra ihany koa fa nanaiky hiala aminโny toerany ny jeneraly misotro ronono RAVALOMANANA Richard, Filoha nivoaka, noho ny toe-draharaha politika sarotra misy aminโizao fotoana izao.
Araka ny torohevitrโireo loholona sy ny fitsipika anatiny dia napetraka aminโny toeranโny Filoha mpisolo toerana i Jean Andrรฉ NDREMANJARY, izay hanatanteraka ny asa sy hanohy ny fitantanana mandra-pisianโny fifidianana filoha vaovao.