08/08/2026
‼️Fivoaran’ny fikirakirana ny bakalorea 2026‼️
🔥Efa vita tanteraka ny fitsarana ireo taratasim-piadinana ho an’ireo CISCO rehetra eto Vakinankaratra.
✅Mbola any amin’ny 73 isan-jaton’ny fikirakirana izany kosa no efa vita ary mitohy ny asa eo anivon’ny ofisim-paritra misahana ny bakalorea eto an-toerana.
🔥Nisy ny ezaka tamin’ny famahana ny olana rehetra nosedraina na dia vao sambany aza ny fikarakarana ny bakalorea teo anivon’ny oniversiten’I Vakinankaratra.