Coq Maf'One

Coq Maf'One ----------⚡ Puissance Naturel ⚡----------
----------- 🥈Race & Fierté🥈 -----------
---- 🏆Esprit de champion 🏆----
- 👑NÉ POUR GAGNER👑 -

Jeune Soldat ato @ Temple🔥volana vitsy sisa dia mande reto??     ゚viralシ
17/08/2026

Jeune Soldat ato @ Temple🔥
volana vitsy sisa dia mande reto??


゚viralシ

30/07/2026
30/07/2026

Jeune Soldat ato @ Temple vao mianatra miady lery🔥
'One
゚viralシ

Future Fondatrice ato @ Temple🔥 🇻🇳  'One
08/07/2026

Future Fondatrice ato @ Temple🔥 🇻🇳

'One

Mizara zavatra mahasoa kely @ izao andro mangatsiaka be zao ry zareo ah.Ny ravina papay + tongolo gasy dia fanafody ampi...
03/07/2026

Mizara zavatra mahasoa kely @ izao andro mangatsiaka be zao ry zareo ah.

Ny ravina papay + tongolo gasy dia fanafody ampiasain'ny mpiompy sasany amin'ny akoho. Mety hanampy amin'ny fahasalaman'ny fandevonan-kanina sy ny fahazotoan-komana izy Ary mampiakatra hery fiarovana.

Fomba fanaovana
Akora:
Ravina papay tanora 1-2
Tongolo gasy hasiny 3–5
Rano madio 1-2l
Fikarakarana:
1. Sasao tsara ny ravina papay.
2. Totoina miaraka amin'ny tongolo gasy.
3. Afangaro amin'ny rano 1-2l.
4. Avela hipetraka 15–30 minitra.
5. Tatavanina.

Fomba fampiasana :
Omeo 5–10 ml isaky ny akoho lehibe (4–6 volana no ho miakatra)
Azo atao indray mandeha isan-kerinandro ho fanampin-tsakafo.
Aza omena be loatra satria mety hahasosotra ny vavony.

Tombontsoa mety ho azo :
Manampy amin'ny fahazotoan-komana.
Mety hanampy amin'ny fahasalaman'ny tsinay.
Manana akora voajanahary mety hanampy amin'ny fiarovana amin'ny mikraoba sasany.

Raha akoho mpiady no ompinao dia afaka omena par semaine mba hanampy hitazonana ny fahasalaman'ny akoho.
Mahavanona daholo🙏🏽
Ho ela velona ny adin'akoho zalah ah...! 👍??💪🏽

 Anisan'ny Soldat ato @ Temple  saison ty lery 'One
01/07/2026


Anisan'ny Soldat ato @ Temple saison ty lery
'One

09/06/2026

Féroce kely🔥 ato @ Temple
Décembre any tsika mahita izy...
Maf'ONE

Zandry kely ato @ Temple...🔥 Coq Maf'One – BORN TO WIN 🔥
03/06/2026

Zandry kely ato @ Temple...
🔥 Coq Maf'One – BORN TO WIN 🔥

02/06/2026

Miandry lo hatreto no azo atao...
🔥 Coq Maf'One – BORN TO WIN 🔥

Address

ANTSIRABE
Antsirabe Afovoany

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coq Maf'One posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share