De la vie à la ferme à la vie de famille: WELCOME! ❤️
LIFESTYLE- VIE DE MAMAN- HUMOUR- BONS PLANS- VLOGS
Tout ça à Antsirabe 📍🇲🇬
(1)
27/07/2025
🇲🇺🧳🌴NOS VACANCES À L'ÎLE MAURICE PART 1
Journée 1 &2: Teny Port Louis sy tany amin'ny Mall isan-karazany 😍
À la découverte des villes 😍
Ataontsika vidéo iray mihitsy ilay teste ana street food fa lasa lava be ilay vidéo
Any a?
Aza adino ny mi s'abonner ❤️
25/07/2025
🇲🇺❤️🇲🇺 Curious Corner 📸
Asiantsika kely an'izao aloha atao hira fiandrasana vlog fa nanondrana ilay Capcut, dia tsy maintsy naverina no-installé-na dia vao mamerina montage 😭🙈
Atao tonga dia Vlog lavalava (10mn et plus) sa fohifohy(5mn eo ho eo) no mety ary? 🥰
22/07/2025
Nafoy tao anatin'ny indray mipi-maso ny heri-po an-taonany maro 🥺🥺💔
Rava, may TSENA SABOTSY
Miray fo tanteraka amin'ireo namanay sy ireo mpivarotra maro be niaram-boina 🫂🫂🤍
Courage daholo 💔🙏🤍
21/07/2025
Vaknà manao touristes 🤪🇲🇺🥰
Family Time ❤️ Quality Time
21/07/2025
Hello from Mauritius 🇲🇺🌺🌴☂️
🩴Kapa kelin'i KIALA ❤️ By Mirana Rakotonanahary
20/07/2025
🌴🌊🌅 VACAY VLOG 1- ON PRÉPARE LES VACANCES 🏖️🧳
Ndao isika hiaraka hiomana handeha vacances...
Asiantsika série de vlogs kely eto fa araho ny pejintsika 🎬🎥
Ireo any amin'ny Instagram sy tiktok efa nahita sopapa kely hoe mankaiza ny vlog tsika 🥰🌿🌴🌅🌊
Hoho tsara kely sy volo tao amin'ny Passion Beauty By Mirana Rakotonanahary 💇♀️💅
Elysium PLAZA1er étage 🪜🏪 Tena hoe babo ny fo sy fanahy 😍😍 Tsara loatra 🥰🥰
Un grand merci à l'équipe ❤️
👉Crème solaire tao amin'ny Kalon'i Nofy 🌞🧴
Misy bug kely ilay vidéo fa ialana-tsiny indrindra 🙏
Abonnez-vous 🩷
11/07/2025
POV: Tu habites à Antsirabe 😶🌫️🥶🥶 Mangitsy le akizy aaa! 🤣
Toujours d'actualité isan-taona 😭🤣🤣
07/07/2025
Ato indray ny fotoanantsika eto Antsirabe o! ✨🛍️🛒
Vente Privée ho an'ny 25-26-27 juillet ho avy izao ao amin'ny Elysium PLAZA 🥰🥰
Ho an'ireo exposants, dien'izao dia afaka maka ny andinindiny ao amin'i Mirana Rakotonanahary ( By Mirana Rakotonanahary )
Sy Luxury Addict ✨
Aza tara fa voafetra ny toerana an! 🥰🥰
07/07/2025
NY OMALINAY 💃🩰
The Greatest Show by Millenium Dance Center Antsirabe "Vals&Laurence" 3ème édition ✨
Isan'ireo sponsors n'ity événement ity ny Mille et Une Cartes Antsirabe isan-taona 🪄💐
Tena manan-talenta ireo ankizy sy tanora maro be mandrafitra ity compangie de danse eto Antsirabe ity 🕺👯♀️😍
Tena hoe babo ny maso!
Chapeau ho an'ireo raiamandreny manan-janaka ato fa tena tsara be daholo ny tenues rehetra 😍😍🔥
Coup de coeur kely ho an'izy dahy Fiderana sy ny zokiny fa tena mahafatifaty anie zany e! Ny akanjo, ny fandihy tena hoe 😍😍
Merci beaucoup foana mahatoky anay Laurence Fanomezantsoa sy 's DM'c 🫶🫶 Hoy isika izay hoe isika efa consignés 😅❤️
04/07/2025
Nanamarika be ana ity bouquet nataonay androany tao amin'ny Mille et Une Cartes Antsirabe ity 🥰✨🫶
Satria bouquet Initial "K", dia tiako kely satria K koa ny fiatombohan'ny anarako: Koloina ❤️ (ie tsy Nanou fa Koloina 😅🥰 rams ilay Nanou 🥰)
Sady coup de coeur kely ity fotoana ity 🤩
Mba iza re ilay nanaterana azy e? 🥰
02/07/2025
Hello July ❤️🌿
Ho aiza nareo amin'ity grandes vacances ity? ☀️🤩
Asiantsika vlogs sy contenus maromaro eto amin'ny pejy amin'ity volana ity 🥰 Zao aloha mbola mibonoka lamba fa le soleil est hypocrite 😅
Be the first to know and let us send you an email when Nanouina Lifestyle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
J’ai remarqué que lorsqu’on demande a une telle ou telle personne : “Pourquoi vous vous êtes lancer dans cet aventure?” Tout le monde répond souvent par “étant petit(e) j’ai toujours fait cela...” Pour ma part, c’est vraiment ce qui s’est passé. Quand j’étais petite, je jouais tout le temps à la présentatrice d’émission. Je pouvais parlé toute seule pendant des heures. D’ailleurs, mes leçons je les ai appris en faisant semblant de faire une émission XD.
Du coup, lorsque j’ai commencé à voir des vidéos sur YOUTUBE, je me suis dit: “Wow, si je pouvais, je ferais de ça mon métier”. Certes, on est encore loin du compte, [pour le moment je fais seulement de YouTube ma passion], mais chaque jour, je me rapproche sans doute toujours un peu plus de mon objectif. Et c’est grâce à vous!
Alors, si vous aimez rire, vous adorez la mode, la beauté, le voyage, les tests, les revues, les Vlogs de la vie quotidienne, les astuces, les bons plans,... Alors rejoignez la team, la famille, une petite famille qui s’agrandit chaque jour. Abonnez-vous à la chaîne Youtube: Nanouina Lifestyle*
Merci de me soutenir, de me donner l’opportunité de vivre ma passion.
*Chaîne bilingue: vidéos en français et en Malagasy