Heri'malala

Heri'malala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Heri'malala, Digital creator, Antsafoloha Faravohitra Ambohibary Antsirabe, Antsirabe Afovoany.

Miandry anao ny firenena zanako๐Ÿ˜
25/02/2026

Miandry anao ny firenena zanako๐Ÿ˜

Pour notre bien รชtre
27/08/2025

Pour notre bien รชtre

Mahaiza misotro rano f antoky n'y fahasalamana io
10/07/2025

Mahaiza misotro rano f antoky n'y fahasalamana io

10/06/2025
Tsy dia sarotra kanefa mahasoa, tsara ny mifampizara๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ
10/04/2025

Tsy dia sarotra kanefa mahasoa, tsara ny mifampizara๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ

Mety misy marina a!๐Ÿ˜€
18/02/2025

Mety misy marina a!๐Ÿ˜€

๐Ÿ‘‰๐—œ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ @ ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐Ÿ‘‡

1- Rehefa mihetsiketsika ny volomaso dia hisy loza hiseho ๐Ÿ‘€๐Ÿ‘€

2- Rehefa mamaivay be ny sofina dia misy mifosa๐Ÿ‘‚๐Ÿ‘‚

3- Rehefa misy tandra eo @ felan-tanana dia mpanakarena no lasa vadinao๐Ÿ‘‘

4- Rehefa mangidihidy ny fela-tanana dia handray vola๐Ÿ‘‹

5- Rehefa mangidihidy ny fela-tongotra dia handeha alavitra ๐Ÿ‘ฃ

6- Rehefa manofy olona iray matetika dia diso mieritreritra be anazy foana๐Ÿ˜Œ๐Ÿ˜Œ

7- Rehefa manofy olona iray maty, dia ela velona iny olona nofisina iny๐Ÿ˜š

8- Rehefa latsaka ny sotro dia misy mikitikitika ny sipanao na ny vadinaoโœ‹โœ‹

9- Rehefa midobodoboka be ny fonao mahita olona iray, dia tena tinao izay iny olona iny๐Ÿ‘

10- Rehefa mievona foana dia misy matsiaro ( tsy sery )

11- Rehefa ny olona no fisa-molotra kely, dia may vava izy zay ๐Ÿ’‹๐Ÿ”ฅ

12- Rehefa misy mony eo akaikin'ny molotra dia te hanoroka olona izy zay๐Ÿ˜˜

13- Rehefa tsembok'orona dia saro-piaro ๐Ÿ‘ƒ

14- Rehefa latsaka ny fourchette dia hisy vahiny handalo๐Ÿด

15- Raha mamaky zavatra vita amin'ny vera tsinahy ianao dia hisy loza hiseho na mal chance ๐Ÿท๐Ÿธ

16- Rehefa misy vorona mandalo na mitsidika eo am-baravaran-kely na ny lavarangana dia hisy bonheur hiditra ao an-trano๐Ÿค

17- rehefa sendra nivadika tsinahy ny akanjo nanaovanao dia hisy zava-tsoa hiseho iny andro iny๐Ÿ‘—๐Ÿ‘•

18- Rehefa rovitra tsy fidiny ny akanjo dia hisy olona bevoka izay ao amin'ny fianakaviana๐Ÿ‘ช

19- Rehefa misy tsy mahazo mintsy ze nolazaiko na iray ary, dia marary saina izy zay โœ‹โœ‹๐Ÿคฃ
( Populaire en ce moment mg )
Fitia Madagascar et son avenir

Address

Antsafoloha Faravohitra Ambohibary Antsirabe
Antsirabe Afovoany
111

Telephone

+261329411030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Heri'malala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share