Cafรฉ Manja

Cafรฉ Manja โ˜•๐—–๐—”๐—™๐—˜ ๐— ๐—”๐—ก๐—๐—” 20gr
4500Ar / Paquet ( 30piรจces ). " Ilay Tsiro kafe, hafaliana isan'andro."

๐Ÿ“Vokarina eto Antsirabe
Mandefa amin'ny province rehetra๐Ÿšš

โ˜• โ€œRATSY NY CAFEโ€โŒMety ho diso izay fihevitra izay, nefa mety ho marina ihany koa raha bรฉ loatra. Ianao ve misotro cafรฉ ...
28/03/2026

โ˜• โ€œRATSY NY CAFEโ€
โŒMety ho diso izay fihevitra izay, nefa mety ho marina ihany koa raha bรฉ loatra.

Ianao ve misotro cafรฉ isanโ€™androโ“
โ˜• 1 sa 2 kaopy sa mihoatraโ“

Fantaro fa raha sotroina aminโ€™ny antonony (1 na 2 kaopy isanโ€™andro) dia:
โœ… Mampitombo ny fifantohana sy fahazotoana
โœ… Manatsara ny toe-po
โœ… Miaro aminโ€™ny aretim-po sy diabeta
โœ… Mampihena ny mety ho Alzheimer sy Parkinson
โœ… Manampy aminโ€™ny fanatanjahan-tena sy fandoroana tavy

โš ๏ธ Fa tandremo ihany raha Be loatra tsy mety indray anefa.
Source: doctissimo.fr

Cafรฉ Manja ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ. ๐—”๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† 200๐—”๐—ฟ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—˜๐—ฝ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ. ๐—”๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ #๐—ฝ๐—ฟ๐—ถ๐˜… ๐—ฑ๐—ฒ #๐—š๐—ฅ๐—ข๐—ฆ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜†.

Toerana: Antsirabe - mandefa any amin'ny faritra๐Ÿšš

ยฉ๏ธPharmacie de garde MG๐Ÿ™

24/03/2026

CAFE MANJA 20Gr
โœ… 4500Ar/Paquet
โœ… 30 Piรจces no ao anatiny.

07/03/2026

Cafรฉ manja ilay tsiro kafe hafaliana isan'andro

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cafรฉ Manja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share