Vakna Prod

Vakna Prod Créateur Audiovisuel et Photographie

Cinéma, Clip, Vlog,Documentaire,Publicités,Voix off,...
Organisation événementielle

15/08/2026

Reality ,no cinema

Tohano izy reo rehefa hitanao any amin'ny voyage ataonao fa aza ahilika🙏💔

12/08/2026

🤪Manao ahona ny ambiance eo apijerena an izao??🥵
🎬
Mety ho tsara raha asina projection cinema
dia atao 4DX tahak'izao.📽🎞
🕒Ora : 21h00 a 23h30 ,mbola mande tongotra mody rehefa tapitra🥵😬

05/07/2026

🚫Aza atao trafika-🚫 Ny Ainga

Manoloana ny zava misy eto amin'ny firenenana dia tsara raha misy ny fanentanana tahak'izao amin'ny alalan'ny hira🎧

Hita fa tena manjaka indray ny halatr'olona eto amin'ny firenena😢

Ny vakna Prod dia misehatra @ zavatra ara kanto maro fa tsy mijanona amin'ny fanodidina horon'tsary fotsiny.Ho anao mani...
26/06/2026

Ny vakna Prod dia misehatra @ zavatra ara kanto maro fa tsy mijanona amin'ny fanodidina horon'tsary fotsiny.

Ho anao maniry ny iara hiasa aminay ary @ ity tantara henoina ity, aza misalasala mifandray aminay.
-Mpanoratra
-Radio
-Site web
sns...

ALA LOZA 72 Ora dia   sary mihetsika Malagasy  mitondra anatra  sy lesona eo amin'ny fiainana ahitanao ireo mpanakanto E...
24/06/2026

ALA LOZA 72 Ora dia sary mihetsika Malagasy mitondra anatra sy lesona eo amin'ny fiainana ahitanao ireo mpanakanto Evangelique sy mpilalao sary mihetsika matihanina.
Izany dia ho hitanao Projection en Salle ny 11 Jolay ao @ Akany Centre Aina eny @ Ilanivato ,izay atolotrin'ny
sy ho antsika

20/06/2026

Fijorona vavolombelona nataon'ny Dada sy Mama an'i Narovana
i Narovana izay tovovavy kely 13 taona maty namono tena tamin'ny fomba hafahafa sy mystère.

Andraisan- tsika RAD fanapahakevitra ny amin'ny fanabeazana ny Zanaka atsika
Maro ny lesona azo tsoahina ao anatiny indrindra fa amin'izao fivoharan'ny tekinolojia sy kolotsaina avy any ivelany tonga eto Madagasikara izao

source : TVM
19/06/26

19/06/2026

Wealthies🎞
Film by Patrick Rafanomezantsoa🎬
Cast : Nekena Rkt and Mickael JH
Powered Vakna Prod

fans

Omano ny programe hoan'Antsirabe Fa misy baolina mahafinaritra be⚽Amin'ny 7 Juin Ao amin'ny 3 TV  Vs                #
21/05/2026

Omano ny programe hoan'Antsirabe
Fa misy baolina mahafinaritra be⚽
Amin'ny 7 Juin
Ao amin'ny 3 TV
Vs
#

Marihana fa vokatra avy amin'ny mpitsara ireo fa tsy vote Public🎖️ Meilleur Réalisation- FS16 ( Pounie) -FS2 (Natyo Andr...
20/05/2026

Marihana fa vokatra avy amin'ny mpitsara ireo fa tsy vote Public

🎖️ Meilleur Réalisation
- FS16 ( Pounie)
-FS2 (Natyo Andriambelo)
-FS23 (Jjc Cintinu Jerikwane)

🏅Meilleur Acteur
-FS20 ( Nekena Rkt)
🏅Meilleur Actrice
-FS15 (Ranto Raherilalaina)
📝Meilleur Histoire
-Fs7 ( Nicola Viano)
❤Coup de cœur
-FS17 ( Fanomezantsoa Rafalinirina)

N.b :
-Fankasitrahana be daholo hoanareo ,tena oe manatalenta be daholo🙏
-Ireo Video tsy tafavoka tamin'ny fifaninana dia ho tsarainay ihany ary ho ezahanay avoka eto ihany mba ho hitan' ny Public ny video nataonareo ka nefa tsy misy ny vote public 📽

Mankasitraka ary misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny fifaninanana sary mihetsika fohy🙏Manantalenta ary tena...
19/05/2026

Mankasitraka ary misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny fifaninanana sary mihetsika fohy🙏
Manantalenta ary tena mahay daholo ianareo rehetra✊ ka nefa moa kilalao ny antsika dia misy ny mpandresy izay notsaraina tamin'ny fitsipikin'ny fitsarana.
Rehefa natambatra daholo ny "Pourcentage" ny amin'ny lalan'ny fitsarana dia nivoka mpandresy ny FS10 "Betsileo Tsa Mitapoka" tamin'ny alalan'ny atsikana fohy.
Naoty :
"Jury : 32% + Réaction :30% + Vue : 20%"
Miarahaba anao tompoko mitomboa talenta🫡
N.b : Ireo rehetra nandray anjara ka voafidy andrafitra ny Vakna Prod sy hiara iasa dia iditra Mp aminareo izahay tompoko afataranareo ny tohiny.
-Ny tanjona dia ny mba ampafantatra ireo manan-talenta maro,
-"Casting moderne" mba ijerena ireo iara hiasa na mpilalao 🎞
"Izy ity moa tsy misy oe loka be fa kilalao ka dia atolotra hoanao ny vola tokana💰 raviny iray lehibe indrindra amin'ny vola Malagasy🇲🇬"

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vakna Prod posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share