26/10/2022
MIARAHABATSIKA REHETRA IZAY MAHITA NY PAGE
Izahay ato ami''ny CCFP dia afaka manolotra formation ho anao liana ami'ny resaka ara_kasa ary ahitanao tolotr'asa maro.
Izahay koa dia mivarotra karazana boky pdf maro lahakasika ny ( fahasalamana, fianarana toy ny sujets types, ary misy koa ny boky ara_panahy)
Ho itanao ato ireo Offre ireo ary mbola maro no azonay atolotra ka manasanao hanaraka ny page ary invitéo ireo namana.
MISAOTRA TOMPOKO