AinaWear

AinaWear Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AinaWear, Digital creator, Antsirabe.

🔥 SURVÊTEMENT SUR MESURE – QUALITÉ TOP 🔥🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra efa nanao commande tato aminay. Faly izahay ...
14/03/2026

🔥 SURVÊTEMENT SUR MESURE – QUALITÉ TOP 🔥

🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra efa nanao commande tato aminay. Faly izahay fa afa-po amin’ny qualité sy finition ianareo.

✨ Misokatra hatrany ny commande!
✔️ Survêtement atao araka izay modèle tianao
✔️ Azo asiana nom sy numéro
✔️ Mety ho an'ny équipe, association, ankizy na olon-dehibe
✔️ Qualité tsara – Prix mirary

🎁 Offre spéciale commande groupe :
➡️ +50➜ cadeau surprise
➡️ +100➜ remise spéciale
Tsy voatery ho isa maro be, fa manao foana na firy isa na firy isa izahay

📍 Atelier : Andavamamba
📞 Contact : 034 91 202 46

⚡ Ataovy miaraka aminay ny survêtement-nao, satisfaction garantie!

🏀 Misaotra betsaka amin’ny fahatokisana! 🙏Faly izahay mankasitraka anareo rehetra nanjifa maillot teto aminay. Ny fahato...
11/03/2026

🏀 Misaotra betsaka amin’ny fahatokisana! 🙏

Faly izahay mankasitraka anareo rehetra nanjifa maillot teto aminay. Ny fahatokisanareo no mampandroso anay hatrany.

Tsara ho fantatra fa tsy ho an’ny olon-dehibe ihany ny maillot ataonay.
➡️ Manao maillot ho an’ny ankizy koa izahay, na firy taona na firy.

✅ Sur mesure araka izay ilainao
✅ Qualité tsara sy mateza
✅ Design araka izay tianao
✅ Satisfaction au rendez-vous

Raha mila maillot ho an’ny équipe, école, tournoi na club, aza misalasala manatona anay.

📞 Contact : 034 91 202 46
📍 Adresse : Atelier Andavamamba

👉 Ataovy miaraka aminay ny maillot-n’ny ekipanareo!

🔥 COMMANDE VITA 🔥Faly izahay mizara aminareo ny réalisation vita tato amin'ny AinaWear 👕✨Maillot personnalisé, kalitao t...
11/02/2026

🔥 COMMANDE VITA 🔥

Faly izahay mizara aminareo ny réalisation vita tato amin'ny AinaWear 👕✨
Maillot personnalisé, kalitao tsara, design moderne — vonona ho eny an-kianja !

👉 Ho anao koa, aza misalasala mandefa ny commande-nao :
✔️ Maillot basket
✔️ Maillot foot
✔️ Modèle personnalisé araka izay tianao

Izahay dia manampy anao manomboka amin’ny design ka hatramin’ny réalisation farany.

📩 Alefaso aminay ny modèle tianao dia ataontsika réalité !

❤️👕 T-SHIRT COUPLE – ST VALENTIN 💑Asehoy amin’ny fomba tsotra fa mamy ny fitiavana 💕✨ Personnalisé selon votre goût👕 Sur...
14/01/2026

❤️👕 T-SHIRT COUPLE – ST VALENTIN 💑
Asehoy amin’ny fomba tsotra fa mamy ny fitiavana 💕
✨ Personnalisé selon votre goût
👕 Sur commande
💰 25.000 Ar les 2 – super promo
🎁 Idée cadeau parfaite ho an’ny couple
📲 Commande : 034 91 202 46





🎉 AinaWear – Maillots sur commande ! 🏀⚽🏐🔥 Basket, Foot, Volley – tous personnalisés sur commande🎁 Promo spéciale :Pour +...
11/01/2026

🎉 AinaWear – Maillots sur commande ! 🏀⚽🏐
🔥 Basket, Foot, Volley – tous personnalisés sur commande
🎁 Promo spéciale :
Pour +10 maillots achetés → cadeau : brassard capitaine + fanion
Pour 20 maillots achetés → 1 maillot gratuit !
📍 Adresse : Andavamamba
📲 Contactez-nous : 034 91 202 46 / 032 92 919 70 (WhatsApp disponible)
✨ Personnalisez votre équipe et brillez sur le terrain avec AinaWear !

mitohy hatrany ny fandraisana commande izay tinareo Dia afaka ataontsika avokoaMbola misy ilay Tshirt personnalisé promo...
25/08/2025

mitohy hatrany ny fandraisana commande
izay tinareo Dia afaka ataontsika avokoa

Mbola misy ilay Tshirt personnalisé promotion 10.000ar

Allô allô OFFRE SPÉCIALE Tshirt personnalisé 10.000ar anie e....FORAZAZAFAMADIANACOMPLET COMPLET NDAO AMPITOVYIzay sary ...
31/07/2025

Allô allô OFFRE SPÉCIALE Tshirt personnalisé 10.000ar anie e....
FORAZAZA
FAMADIANA
COMPLET COMPLET NDAO AMPITOVY
Izay sary tinareo Dia ataontsika daholo
10.000ar anie eee 1 Alina ariary
Mp ra hanao commande
0349120246

Tshirt oversize matevina OFFRE SPÉCIALE 😱🙀 35.000AR MISY PRIX DE GROS RA MBOLA HIVAROTRA
31/07/2025

Tshirt oversize matevina
OFFRE SPÉCIALE 😱🙀 35.000AR MISY PRIX DE GROS RA MBOLA HIVAROTRA

OFFRE SPÉCIALE 😱😱 14.000AR Dia mahazo polo, asina soratra izay tinao na logoENTREPRISE ASSOCIATION FIANGONANA FIANAKAVIN...
30/07/2025

OFFRE SPÉCIALE 😱😱 14.000AR Dia mahazo polo, asina soratra izay tinao na logo

ENTREPRISE
ASSOCIATION
FIANGONANA
FIANAKAVINA
OLOTSOTRA
Natao ho anareo ty, mp avy hatrany manao commande 🥰
Misy taille rehetra S M L XL XXL

OFFRE SPÉCIALE 😱😱 10.000AR Dia mahazo Tshirt personnalisé Association FiangonanaÉcoleFianakavina OlotsotraSns.....Tolotr...
30/07/2025

OFFRE SPÉCIALE 😱😱 10.000AR Dia mahazo Tshirt personnalisé

Association
Fiangonana
École
Fianakavina
Olotsotra
Sns.....
Tolotra manokana ho anareo
Misy koa polo 14.000ar dia mahazo, Aiza indray no hahita, personnalisé hatrany
Misy taille rehetra S M L XL XXL

Mp ra hanao commande

Avant Kely ny nouveauté hivoaka 🥰😍 Tshirt oversize, afaka personnaliséna amizay tinao
28/07/2025

Avant Kely ny nouveauté hivoaka 🥰😍 Tshirt oversize, afaka personnaliséna amizay tinao

24/07/2025

🚨 ALERTE NOUVELLE SERVICE 🚨
MANOMBOKA AMIN'NY HERINANDRO VAOVAO HO AVY IO DIA HO AVY NY TOLOTRA MARO SAMY HAFA ETO AMIN'NY PAGE😊🥰
FIZARANA CREDIT ISAN'ANDRO HO AN'IZAY MAZOTO MANARAKA NY PAGE SY MI-INVITÉ NAMANA HANARAKA NY PAGE KOA OOOO 🥰🥰

Address

Antsirabe

Telephone

+261346009293

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AinaWear posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share