FFR Radio

FFR Radio Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FFR Radio, Radio Station, Avaratsena Betafo, Antsirabe.

Ny FFR Radio Betafo dia faly miarahaba anao nahatratra  ny taona vaovao 2020 .Enga anie mba ho taona feno fifaliana sy f...
01/01/2020

Ny FFR Radio Betafo dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2020 .Enga anie mba ho taona feno fifaliana sy fiadanana ary fandresena ho antsika rehetra ity taona ity

Ny FEON' NY FIRAISN- KINA RADIO dia mirary fety feno fahasambarana ho anao.
Ary vonona hanolotra ny tsara indrindra ho anareo hatrany.

Mirary fety sambatra ombam- pirariantsoa ho anao ๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน
27/12/2019

Mirary fety sambatra ombam- pirariantsoa ho anao ๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน

04/12/2019

Hiresaka manokany ny FISOROHANA NY HOMAMIADAN' NY RA. FANAMARIHANA:

-ITY TOROHEVITRA ITY DIA NATOKANA HO AN' IREO IZAY VAO HITA FA TRATRAN' NY HOMAMIADANA. IZANY HOE VAO HITA SORITRA, VAO MANOMBOKA. TSY MIDIKA HOE AJANONA NY TRAITEMENT ANY AMIN' NY DOKOTERA FA IRETO TOROHEVITRA IRETO DIA HANAMPY BE ANAO AMIN' NY FITSABOANA.

- pissenlit (beroberoka) ampangotrahina ny rano 1l sy ny ravina pissenlit 5 dia atao rano fisotro.

- betterave: mihinana betterave manta 1 kelikely isan' andro iny vao mifoha iny mihitsy

- voatabia: hanina betsaka. Atao jus na cruditรฉ

- olive: tena mahasoa ny mihinana voan' oliva iray isan' andro

- Dia mirary fahasalamana ho an' ireo izay tsy salama. Mirary faherezana ho an' ireo izay manana olona tsy salama ny conseil et partage

๐ŸŒน๐ŸŒด๐ŸŒณ๐ŸŒพ Ny hazo no vanoko lakana hono ny tany nanirihany no tsara๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒด๐ŸŒณ๐ŸŒนKoa manentana antsika vahoaka Betafo sy manodi...
23/11/2019

๐ŸŒน๐ŸŒด๐ŸŒณ๐ŸŒพ Ny hazo no vanoko lakana hono ny tany nanirihany no tsara๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒด๐ŸŒณ๐ŸŒน
Koa manentana antsika vahoaka Betafo sy manodidina handeha hifidy ary Mahaiza misafidy .
Ny Laharana Faha 7 vonona hitondra fampandrosoana ho antsika hatrany. Mizara ny soa sy tsara hatrany.
Koa manentana antsika vahoaka Betafo rehetra hifidy an'i Livasoa ANDRIATAHINAMALALA . Izay manana Vina tsara ho entina hampivoatra sy hampandroso an'i Betafo .
Misaotra , mankasitraka antsika vahoaka Betafo sahady ,ary matoky antsika hifidy Laharana Faha 7 .๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ

Fidio ny laharana faha 7 ho Be Tanana  BETAFO Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fiadanan' Andriamanitra ho an...
13/11/2019

Fidio ny laharana faha 7 ho Be Tanana BETAFO

Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fiadanan' Andriamanitra ho antsika rehetra tompoko .

Address

Avaratsena Betafo
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FFR Radio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category