Hai-Kanto Fiderana

Hai-Kanto Fiderana MBA HO FIDERANA NY VONINAHINY IZAHAY.

Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra ❤️😍
21/09/2025

Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra ❤️😍

Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra ❤️😍
21/09/2025

Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra ❤️😍

Andao indray ary hiaraka hidera an' Andriamanitra isika..Hiaraka hanavao sy hanitatra ny alitaran' ny Fiangonanna isika ...
15/09/2025

Andao indray ary hiaraka hidera an' Andriamanitra isika..
Hiaraka hanavao sy hanitatra ny alitaran' ny Fiangonanna isika rehatra.
👉 21 Septembre 2025
👉 @ 4 ora hariva
👉 FJKM Filadelfia Antsirabe
Tongava daholo eee 🥰🥰

Fiderana vita Bacc e!!!Manasa anao izahay hiaram- paly ary e!!
07/07/2025

Fiderana vita Bacc e!!!
Manasa anao izahay hiaram- paly ary e!!

16/06/2025

Isan- keritaona
SP08

25/04/2025
Mariazy  💓Fifaliana & fiderana 💓Antsirabe ny Asabotsy 12 Aprily 2025 lasa teoMirary Tokatrano soa anareo Mivady izahay H...
14/04/2025

Mariazy 💓Fifaliana & fiderana 💓Antsirabe ny Asabotsy 12 Aprily 2025 lasa teo

Mirary Tokatrano soa anareo Mivady izahay Hai.Kanto Fiderana 💝

SOA RO NY MIARAKA AMINAO JESOA💓(Sary HKF tany Ambositra 2024)
19/03/2025

SOA RO NY MIARAKA AMINAO JESOA💓

(Sary HKF tany Ambositra 2024)

Ny STK  A.F.A dia manolotra antsika :TANTARA AN.TSEHATRA : "💘AHOANA NO HANANANA ANKOHONANA MIAINA NY FIADANANA💘Arahina f...
27/02/2025

Ny STK A.F.A dia manolotra antsika :

TANTARA AN.TSEHATRA :

"💘AHOANA NO HANANANA ANKOHONANA MIAINA NY FIADANANA💘

Arahina fampianarana avy amin.ny RAD Mpitandrina eto an.toerana

💘Toerana: Fjkm Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe
💘Daty : Alahady 02 Martsa 2025
💘Ora: 4h hariva

ENTO NY ANKOHONANAO💓TONGAVA MARO

Tsy misy vidim.pidirana

".......fa ny Fitiavana no lehibe indrindra 💓"
16/02/2025

".......fa ny Fitiavana no lehibe indrindra 💓"

Address

FJKM Ambohimandroso Filadelfia Avaratsena
Antsirabe
110

Telephone

+261344630738

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hai-Kanto Fiderana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share