Mi radio Malagasy Antsirabe ofisialy

Mi radio Malagasy Antsirabe ofisialy Web radio:💥miradio128.radio12345.com💥

Zoma 24 Oktobra 2025Fandaharana mi tafa , manasa anao handray anjara amin'ny lohahevitra. Laharana : 0339233490//0382583...
24/10/2025

Zoma 24 Oktobra 2025

Fandaharana mi tafa , manasa anao handray anjara amin'ny lohahevitra.

Laharana : 0339233490//0382583538

🔸 𝗔𝗻𝘆 𝗛𝗮ï𝘁𝗶, 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝘀𝗰𝘂𝗶𝘁 𝘃𝗶𝘁𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 (Clay)...
24/10/2025

🔸 𝗔𝗻𝘆 𝗛𝗮ï𝘁𝗶, 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝘀𝗰𝘂𝗶𝘁 𝘃𝗶𝘁𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 (Clay) 𝗻𝗮𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗶𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗲𝗻𝗮𝗸𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮. Izay tsy misy otrikaina akory fa mba hoentina hanalefahana ny fanaintainan'ny hanohanana fotsiny.

🔹 Haïti dia firenena ao amin’ny faritra Caraïbes atsinanan’ny Amerika Afovoany.

Espérant LKB Pejy

Horoscope zoma 24 oktobra 2025♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : ny faharetana no hitondra fandresena ho anao koa mahaiza m...
24/10/2025

Horoscope zoma 24 oktobra 2025

♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : ny faharetana no hitondra fandresena ho anao koa mahaiza miandry aloha .

♉️Taureau : 21 avril - 21 mai: mety hisehoana fifampiresahana hamelona ny fanantenanao anio.

♊️Gémeaux : 22 mai - 21 juin : tsy tokony hampatahotra anao mihitsy ny maneho fandavana raha hitanao fa tsy mifanaraka amin’izay eritreritrao.

♋️Cancer : 22 juin - 22 juillet : aleo mandinika tsara aloha vao mandray fanapahan-kevitra anio.

♌️Lion: 23 juillet - 22 août : tsara kokoa raha hampifandraisainao izay ao am-ponao sy ny ao an-tsainao anio.

♍️Vierge: 23 août - 22 septembre:tandremo tsara ny zavatra lazaina fa sao hamatotra anao indray izany.

♎️Balance: 23 septembre - 22 octobre: mety hisehoana fahadisoam-panantenana ity anio ity, miomàna.

♏️Scorpion : 23 octobre - 22 novembre: ataovy izay hampirehitra hatrany ny afom-pitiavanareo roa mba ampaharitra tsara .

♐️Sagittaire : 23 novembre - 21 décembre : ezaho ho zavatra tsara foana no hiainana fa hialao izay hitanao fa mitady hanimba izany.

♑️ Capricorne : 22 décembre - 20 janvier : aza atao mibahana loatra ny hatezerana , jereo ihany ny tenanao.

♒️Verseau : 21 janvier - 19 février :tsy tokony handefittra intsony ianareo fa fotoana tsara ity anio ity hamborahana sy hifanomezana fifanazavana.

♓️Poissons : 20 février - 20 mars : mila manana fahasahiana mihoatran’ny isan’andro ianareo.

ZOMA 24 OKTOBRA 2025 🌞Miarahaba antsika rehetra amin'ity andro mahafinaritra ity 🌺Mi la matinale ny fandaharana 🎙️Hanama...
24/10/2025

ZOMA 24 OKTOBRA 2025 🌞

Miarahaba antsika rehetra amin'ity andro mahafinaritra ity 🌺

Mi la matinale ny fandaharana 🎙️

Hanamafy ny fifankatiavana sy ny fihavanana isika amin'ny alalan'ny firariana soa sy fanolorana hira 💖🎶

Hifampizara ireo soa sy ny tsara 🌈✨

📞 Laharam-pifandraisana:
033 92 334 90
038 25 835 38 📱

🎙️✨ Mi-tafa indray ry zareo aaa! Eto amin'ny Mi Radio FM 102.8 📻🔥lohahevitra : andao indray samy hizara ireo tranga naha...
23/10/2025

🎙️✨ Mi-tafa indray ry zareo aaa!

Eto amin'ny Mi Radio FM 102.8 📻🔥

lohahevitra : andao indray samy hizara ireo tranga nahasorena nataon'ireo mpanao asa tanana, mpanamboatra tv,finday ,sns

💬 Manasa anao haneho hevitra👇

📞 Amin’ny alalan’ny:
📲 038 25 835 38
📲 033 92 334 90

🌸🌸ASTUCE 🌸🌸🌷 Fomba fanalana fofona ao amin'ny kabone na toiletteArakaraka ikay kabone no hanaovana azyRaha toa ka fosse ...
23/10/2025

🌸🌸ASTUCE 🌸🌸

🌷 Fomba fanalana fofona ao amin'ny kabone na toilette

Arakaraka ikay kabone no hanaovana azy

Raha toa ka fosse septique dia ireto misy fomba roa azo ampiharina.

1- Mila karibonetra
Arotsaho 2 sotro fihinanana ao anaty trano fidiovana (na amin’ny zoro misy fofona).
Avelao 15-30 minitra, dia sasao amin’ny rano mafana.
➡️ Manala fofona sy manadio tsara.

2. Vinaingitra + ranomboasary makirana na citron

Afangaro ny vinaingitra fotsy iray vera sy 1/2 vera ranom-boasarimakirana.

Afangaro dia ahotsana ao anaty tavoahangy.

Atsifio manodidina ny kabone sy ao anatiny.
➡️ Manala fofona sy manome hanitra madio voajanahary.

Raha toa ka kabone gasy tsotra kosa indray (kabone an-tany, na misy lavaka, tsy misy rano mandeha), fia ireto indray ny vahaolana 👇👇

🌿 1. Lavenona:

Maka isika lavenona atao betsabetsaka, roa zinga be eo ho eo dia arotsaho ao anaty lavaka kabone.

➡️ Manala fofona ratsy, manala hamandoana, ary manampy amin’ny fikorontanan’ny loto.

🧂 2. Karibonetra:
Makà karibonetra 1 kapoaka eo dia arotsahy ao anaty lavaka.
➡️ Manakana fofona tsy hiparitaka

Hisorohana ny mety hisian'ny fofona dia diovy isanandro ny kabone, ary azonao hampiharina isankerinandro ireo astuce ireo.

Horoscope Alakamisy 23 Oktobra 2025♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : aza terena amin’izay hitiavanao azy ny olona na trang...
23/10/2025

Horoscope Alakamisy 23 Oktobra 2025

♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : aza terena amin’izay hitiavanao azy ny olona na tranga iray fa hahasorena ny hafa izany.

♉️Taureau : 21 avril - 21 mai: ento ampahatsorana sy ampahamarinana hatrany izay zavatra ataonao rehetra.

♊️Gémeaux : 22 mai - 21 juin : mifikira amin’ny tanjona na dia maro aza ireo sakatsakana madinika lalovana.

♋️Cancer : 22 juin - 22 juillet : aza mandà avy hatrany aloha fa jereo sao misy rirany ihany ny zavatra miseho.

♌️Lion: 23 juillet - 22 août : tsy tokony handany fotoana amin’ny zavatra tsy haharitra ianareo, avadio ny pejy.

♍️Vierge: 23 août - 22 septembre: andro tsara anio, hijerenao ny zavatra tokony efa hajanona sy ireo izay mbola tsara tohizana.

♎️Balance: 23 septembre - 22 octobre: mila fitandremana kely ny resaka ara-bolanareo, fotoana izay hanaovana kajy mazava.

♏️Scorpion : 23 octobre - 22 novembre: hahatsapa fanohanana tsy ampoizina ianao anio, ary ho tonga amin’ny fotoana maha mety tsara azy izany.

♐️Sagittaire : 23 novembre - 21 décembre : mety haheno vaovao mahafaly ianareo, mahaiza tony ary maka fafiny amin’izany.

♑️ Capricorne : 22 décembre - 20 janvier : manaova lamin’asa, hahatontosa tsara iay tokony ho atao ianareo raha toa manao izany.

♒️Verseau : 21 janvier - 19 février :tandremo ny mamoaka teny maharary, hidio ny vava raha sao tsy ho voalanjalanja izay voateny.

♓️Poissons : 20 février - 20 mars : ho feno fahavitrahana ny tontolo andronao fa aza manahy.

ALAKAMISY 23 OKTOBRA 2025 🌞Miarahaba antsika rehetra amin'ity andro mahafinaritra ity 🌺Mi la matinale ny fandaharana 🎙️H...
23/10/2025

ALAKAMISY 23 OKTOBRA 2025 🌞

Miarahaba antsika rehetra amin'ity andro mahafinaritra ity 🌺

Mi la matinale ny fandaharana 🎙️

Hanamafy ny fifankatiavana sy ny fihavanana isika amin'ny alalan'ny firariana soa sy fanolorana hira 💖🎶

Hifampizara ireo soa sy ny tsara 🌈✨

📞 Laharam-pifandraisana:
033 92 334 90
038 25 835 38 📱

🔥 I  , lehilahy 60 taona avy any Sydney no voahosotra ho olona lava anarana indrindra eran-tany. Teny miisa 2 253 no man...
22/10/2025

🔥 I , lehilahy 60 taona avy any Sydney no voahosotra ho olona lava anarana indrindra eran-tany. Teny miisa 2 253 no mandrafitra ny anarany feno. Tamin’ny mariaziny aza dia nalefa mialoha tamin’ny alalan'ny raki-peo mihitsy ny fanambaràna ny anarany ary mbola afaka niala sasatra tsara (nisotro "champagne") ireo vahiny nandritra izany.

🗃️Tamin’ny taona 1990, fony mbola niasa ho mpiandry tranom-boky tany Auckland - Nouvelle-Zélande izy dia nanova ara-dalàna ny anarany, ka nafangarony tao avokoa ny teny Latin, vieil anglais, Māori, samoan, japonais ary chinois.

Horoscope Alarobia 22 oktobra 2025♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : Hahatsapa fifandraisana tsy ampoizinao ianao anio, met...
22/10/2025

Horoscope Alarobia 22 oktobra 2025

♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : Hahatsapa fifandraisana tsy ampoizinao ianao anio, mety amin’ny namana , mpiara-miasa na olona hafa izany.

♉️Taureau : 21 avril - 21 mai: tanjaka, herin-tsaina ireo no tokony ataonao mibahana amin’ity tontolo andro ity.

♊️Gémeaux : 22 mai - 21 juin : manehoa fankasitrahana amin’ny zavatra rehetra.

♋️Cancer : 22 juin - 22 juillet : tsy tokony hampanahy anao ny fampiasam-bola anio, ho tsara ny vokany raha toa ka miroso ianareo.

♌️Lion: 23 juillet - 22 août : ho henoin-teny ianareo, ho mora hanaiky sy hanaraka ihany koa ny hafa.

♍️Vierge: 23 août - 22 septembre:misitaha kely aloha,tsara raha mandinika kely vao manao zavatra iray.

♎️Balance: 23 septembre - 22 octobre: hanampy anao ny kintana ary hamiratra ianareo amin’ny zavatra kasaina ho atao.

♏️Scorpion : 23 octobre - 22 novembre: mety hisehoana tsy fitovian-kevitra ny anionao , mitonia arak’izay tranga misy.

♐️Sagittaire : 23 novembre - 21 décembre : diniho tsara ny teny ho avaoaka vao miteny sao hanenenana.

♑️ Capricorne : 22 décembre - 20 janvier : tazony hatrany ny maha anao anao, aza manaiky avilivily.

♒️Verseau : 21 janvier - 19 février :tsy tokony ataonao hanimba ny tontolo andronao ny resaka izay mety henonao any ambadika.

♓️Poissons : 20 février - 20 mars : tsy tokony hanameloka ny tenanao ianao raha mba nanao izay nahafinaritra ny fonao.

22/10/2025
ALAROBIA 22 OKTOBRA 2025 🌞Miarahaba antsika rehetra amin'ity andro mahafinaritra ity 🌺Mi la matinale ny fandaharana 🎙️Ha...
22/10/2025

ALAROBIA 22 OKTOBRA 2025 🌞

Miarahaba antsika rehetra amin'ity andro mahafinaritra ity 🌺

Mi la matinale ny fandaharana 🎙️

Hanamafy ny fifankatiavana sy ny fihavanana isika amin'ny alalan'ny firariana soa sy fanolorana hira 💖🎶

Hifampizara ireo soa sy ny tsara 🌈✨

📞 Laharam-pifandraisana:
033 92 334 90
038 25 835 38 📱

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi radio Malagasy Antsirabe ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category