Mode mora Antsirabe

Mode mora Antsirabe Te hanana hoditra tsara ve ianao? ๐Ÿ˜‰
๐Ÿ’„ Produits beautรฉ authentiques
โœจ Ho anโ€™ny tarehy & vatana
๐Ÿ“ Antsirabe
๐Ÿ“ฉ Commande aminโ€™ny message

vente de produits cosmรฉtiques et parfums authentiques, vรชtements, chaussure et sac.

Un petit retour par ici... ๐Ÿ˜ŠParfois, une pause est nรฉcessaire pour mieux revenir.Merci ร  toutes celles et ceux qui conti...
29/07/2026

Un petit retour par ici... ๐Ÿ˜Š
Parfois, une pause est nรฉcessaire pour mieux revenir.
Merci ร  toutes celles et ceux qui continuent de suivre Mode Mora Antsirabe. J'ai hรขte de partager de nouvelles choses avec vous trรจs bientรดt. ๐Ÿ’•
Mirary soa hatrany dia bonne vacances daholo e! ๐Ÿ˜˜

07/07/2026

Asehoy ny zanatsika ny video

26/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTratry ny asaramanitra daholo e!
Mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

06/06/2026

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’
๐‘ฐ๐™ง๐’†๐™ฉ๐’ ๐’๐™ฎ ๐™œ๐’†๐™ก ๐™ข๐’๐™ช๐’”๐™จ๐’‚๐™ฃ๐’• ๐’…๐™ž๐’”๐™ฅ๐’.
๐™‹๐’“๐™ž๐’™ ๐’Ž๐™ค๐’“๐™– ๐™—๐’†

๐˜พ๐’๐™ช๐’„๐™ค๐’– ๐’…๐™–๐’‰๐™ค๐’๐™ค ๐Ÿ˜๐Ÿ’™ Tena anisan'ireo produits tiako ity Lipikar Baume AP+M ity.๐Ÿ˜Nanampy be ahy tamin'ny eczema manko. Amin'...
04/06/2026

๐˜พ๐’๐™ช๐’„๐™ค๐’– ๐’…๐™–๐’‰๐™ค๐’๐™ค ๐Ÿ˜
๐Ÿ’™ Tena anisan'ireo produits tiako ity Lipikar Baume AP+M ity.
๐Ÿ˜Nanampy be ahy tamin'ny eczema manko. Amin'izao hatsiaka izao dia tena maina sy mangidihidy ny hoditro, ka isan'ireo produits tsy misaraka amiko mihitsy izy ity.
โœ”๏ธ Mampahazo aina ny hoditra
โœ”๏ธ Manampy amin'ny fahamainana
โœ”๏ธ Manome hydratation tsara ny hoditra
โœ”๏ธ Mety ho an'ny ankizy sy ny olon-dehibe
โœ”๏ธ Tsara ho an'ny hoditra mora mangidihidy sy mihofakofaka maina be ireny
๐Ÿ‘‰Raha izaho manokana, rehefa nanosotra azy maraina sy hariva aho dia tena tsikaritro fa nihena be ny fikokorana sy ny mangidihidy ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜†. Ary ilay hoditra maina sy miketrona noho ny hatsiaka dia lasa malefaka sy mahazo aina kokoa. โœจ
Disponible en 15 ml ato amin'ny Mode mora Antsirabe.
Authentique hatrany ny antsika an

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’ ๐Ÿ˜โ„๏ธ ๐™๐’๐™ฃ๐’ˆ๐™–๐’”๐™ค๐’‚ ๐’—๐™ค๐’๐™–๐’๐™– ๐™…๐™ค๐’๐™– โ„๏ธ      Tsy haiko ianareo, fa za somary manova kely ny routine rehefa tonga ny ha...
02/06/2026

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’ ๐Ÿ˜

โ„๏ธ ๐™๐’๐™ฃ๐’ˆ๐™–๐’”๐™ค๐’‚ ๐’—๐™ค๐’๐™–๐’๐™– ๐™…๐™ค๐’๐™– โ„๏ธ
Tsy haiko ianareo, fa za somary manova kely ny routine rehefa tonga ny hatsiaka ๐Ÿ˜…
Lasa maina manko ny hoditro, na ny tarehy na ny vatana. Misy mihitsy ny fotoana ahatsapako hoe misintona sy tsy mahazo aina ilay izy ary mangavoka sy mangidihidy aza indraindray.
Ka amin'izao vanim-potoana izao dia somary mampitombo hydratation aho, ary tonga hatramin'ny fampiasana crรจme pour peau atopique amin'ny tarehy mihitsy aza ๐Ÿ˜Š. Amin'izao dia ilay Eucerin AtopiControl no tena ataoko creme hydratante, tsy manao be dia be aho na izany aza ๐Ÿค Tsy henoko mavesatra ilay izy aloha e ary mahazo aina tsara ny hoditra mandritra ny tontolo andro.
Samy hafa ny hoditra, fa ny ahy aloha dia tena mila fikarakarana fanampiny rehefa mangatsiaka ny andro.
Ary ny anareo ry reto? ๐Ÿ˜Š
โ„๏ธ Maina ve ny hoditrareo rehefa ririnina? โ„๏ธ Misy zavatra ovaintsika koa ve ny routine rehefa toy izao ny andro?
Mirary soa hatrany ๐Ÿ˜˜

31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra, mirary soa hatrany ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’ ๐Ÿ˜Misy tasy ve? panda, tasy avelanโ€™ny mony? Lokon-tava matroka ary manomboka mikentrona? ๐Ÿ‘€โœจIty ry reto anis...
28/05/2026

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’ ๐Ÿ˜

Misy tasy ve? panda, tasy avelanโ€™ny mony? Lokon-tava matroka ary manomboka mikentrona? ๐Ÿ‘€โœจ
Ity ry reto anisanโ€™ny produits tena tsara manampy be aminโ€™ireo olana ireo an ๐Ÿซถ๐Ÿป
Ny Liftactiv B3 Serum ๐Ÿ’›
misy ๐™‰๐’Š๐™–๐’„๐™ž๐’๐™–๐’Ž๐™ž๐’…๐™š 5%, ๐™–๐’„๐™ž๐’…๐™š ๐™œ๐’๐™ฎ๐’„๐™ค๐’๐™ž๐’’๐™ช๐’† ๐’‚๐™ง๐’š ๐’Ž๐™š๐’๐™–๐’”๐™ฎ๐’ โœจ
Combination tena tsara hanampy aminโ€™ny tasy, hampamirapiratra ny teint ary hiady aminโ€™ny signe de lโ€™รขge ๐Ÿ˜
Atao mora be eto ๐Ÿซฃ
2 ร— 5 ml = 10 ml โžœ 19 000 Ar โ˜บ๏ธ
Disponible de suite ato aminโ€™ny boutique en ligne Mode Mora Antsirabe ๐Ÿค
Authentique hatrany โœจ

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’ ๐Ÿ˜โœจ Mivaramena ve tarehanao? Maina, mangirifiry sa vao avy nanao soin mahery ka mila produit mampitony tsar...
28/05/2026

๐‘ช๐™ค๐’–๐™˜๐’๐™ช ๐™™๐’‚๐™๐’๐™ก๐’ ๐Ÿ˜
โœจ Mivaramena ve tarehanao? Maina, mangirifiry sa vao avy nanao soin mahery ka mila produit mampitony tsara?
Ity no produit tena mety amin'ny peau sensible ๐Ÿซถ๐Ÿป
Ny Avรจne Cicalfate+ โœจ
โœ”๏ธ Mampitony haingana
โœ”๏ธ Manampy manarina ny hoditra
โœ”๏ธ Manome hydratation tsara
โœ”๏ธ Azo ampiasaina rehefa marefo be ny hoditra
Ilay genre de crรจme rehefa andramanao dia lasa tsy foy intsony ๐Ÿ˜ญ๐Ÿค
Disponible ato aminโ€™ny boutique en ligne Mode Mora โœจ
Authentique hatrany ๐Ÿซถ๐Ÿป

๐˜พ๐’๐™ช๐’„๐™ค๐’– ๐’…๐™–๐’‰๐™ค๐’๐™ค ๐Ÿ˜โœจHo anโ€™ireo miady aminโ€™ny mony, point noir ary tasy isanโ€™androโ€ฆna dia imperfection sevรจre ary dia ity duo...
26/05/2026

๐˜พ๐’๐™ช๐’„๐™ค๐’– ๐’…๐™–๐’‰๐™ค๐’๐™ค ๐Ÿ˜
โœจHo anโ€™ireo miady aminโ€™ny mony, point noir ary tasy isanโ€™androโ€ฆna dia imperfection sevรจre ary dia ity duo ity no vahaolana ๐Ÿ‘€
๐Ÿ’™ Gel moussant Effaclar : manadio tsara ny tarehy, manala loto sy menaka be nefa tsy manamaina hoditra.
๐Ÿ’™ Effaclar Duo+M : anti-acnรฉ sy anti-rechute โœจ
Manampy miady aminโ€™ny mony, point noir, tasy avelan'ny mony ary imperfections sรฉvรจres, sady mampihena ny fiverenanโ€™ny mony hatraminโ€™ny 3 volana aorianโ€™ny traitement ๐Ÿ˜Œ
Ary bonus ๐Ÿคญ : sady mi-hydrater koa ka tsy mamela tarehy ho maina be
Routine simple nefa tena tianโ€™ny peau grasse sy peau ร  imperfections maro mihitsy ๐Ÿ‘Œ๐Ÿป
๐Ÿ“Disponible ato aminโ€™ny boutique en ligne Mode Mora Antsirabe
โœ… Authentique hatrany ๐Ÿค
Duo+M 40 ml
Effaclar gel 50 ml

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00
Sunday 10:00 - 17:00

Telephone

+261327773345

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode mora Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share