RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe

RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe jaona 9:4a isika tsy maintsy manao ny asan'izay naniraka ahy,

24/11/2022

1Tantara 29:13 koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanittray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra
tsara hariva isika rehetra mpanaraka ny onjam-peo 101.4 rehetra
inty ny loha hevitra iharahatsika ato amin'ny fandaharana TSARA HARIVA@ ity hariva ity
"inona no hira fiderana tena mampandihy anao fona rehefa mande"

10/10/2022

Fankalazana ny faha heritaonan'ny Fiangonan'ny Finoana sy Radio Kristiana Antsirabe "MANOMPO AN'ANDRIAMANITRA AVO INDRINDRA IZAHAY"
Sady
Alahady faha 6 séminaire: "7 alahadin'ny Finoana" teto @ Fiangonan'ny Finoana Antsirabe. (Alahady 09 Oktobra 2022)

Pasteur Sandra Razafimandrato

SABOTSY MITAFA rahampitso e
08/07/2022

SABOTSY MITAFA rahampitso e

Tsara Hariva e!Inona no mahatonga ny kristiana miverin-dalana?Alefaso Ny fanehoan-kevitrao
06/07/2022

Tsara Hariva e!
Inona no mahatonga ny kristiana miverin-dalana?

Alefaso Ny fanehoan-kevitrao

Fandaharana TSARA HARIVA Spécial iarahana @ Groupe BA eto RADIO Kristiana Fm101.4 AntsirabeManomboka @4 ora hariva anio ...
02/07/2022

Fandaharana TSARA HARIVA Spécial iarahana @ Groupe BA eto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe
Manomboka @4 ora hariva anio sabotsy 02 Jolay 2022

COME BACK SABOTSY MITAFA Ny Tarika Antso Tafaray no miaraka amitsika eto @ Fandaharana SABOTSY MITAFA anio 02 Jolay 2022...
02/07/2022

COME BACK SABOTSY MITAFA

Ny Tarika Antso Tafaray no miaraka amitsika eto @ Fandaharana SABOTSY MITAFA anio 02 Jolay 2022 @6:30 hariva

Mihainoa finaritra e!

.4_110

24/06/2022
14/06/2022
14/06/2022
11/06/2022
Fitsangatsanganana niarahana t@ RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe ny alatsinainin'ny Petenkosta teo.Vokatry ny fanahy= F...
07/06/2022

Fitsangatsanganana niarahana t@ RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe ny alatsinainin'ny Petenkosta teo.

Vokatry ny fanahy= FITIAVANA - FIFALIANA....

Tahiana mihoatra

Efa miverina soamantsara ny Onjapeo Kristiana Antsirabe OfisialyVoninahitra ho an'ny Tompo
30/05/2022

Efa miverina soamantsara ny Onjapeo Kristiana Antsirabe Ofisialy
Voninahitra ho an'ny Tompo

26/05/2022

𝐇𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐏𝐚𝐫𝐢𝐬 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚
Ny Fiangonana MRE FRANCE dia faly manasa anao hanatrika ny fotoambavaka manokana, izay
hiarahantsika amin' Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRATO mivady.

🗓 Alahady 29 Mey 2022
🕒 amin'ny 03 ora tolakandro

⛪️ 📍36 / 38 Avenue de Garlande Bagneux - 92220 - FRANCE

Manantena ny hihaona aminao.

Andriamanitra tsy mba manavakavaka.

Téo Rabevary nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 AntsirabeFandaharana "Sabotsy Mitafa"
20/04/2022

Téo Rabevary nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe

Fandaharana "Sabotsy Mitafa"

Tarika ANTSO TAFARAY Nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe fandaharana "SABOTSY MITAFA"
16/04/2022

Tarika ANTSO TAFARAY Nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe fandaharana "SABOTSY MITAFA"

TARANAKA VOAFIDY teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe  fandaharana "SABOTSY MITAFA"
16/04/2022

TARANAKA VOAFIDY teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe fandaharana "SABOTSY MITAFA"

Tarika FEO MIDERA sy TAMMBA Nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe  Fandaharana "SABOTSY MITAFA"
16/04/2022

Tarika FEO MIDERA sy TAMMBA
Nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe Fandaharana "SABOTSY MITAFA"

Vavaka sy fifadian-kanina 21 jours taona 2022
09/01/2022

Vavaka sy fifadian-kanina 21 jours taona 2022

Aza adino a Ny chorale Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka na ny FFA no vahin'ny Sabotsy Mitafa anio hariva @6:30 eto ami...
04/12/2021

Aza adino a
Ny chorale Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka na ny FFA no vahin'ny Sabotsy Mitafa anio hariva @6:30 eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 Antsirabe.
Koa manasa anao ary anaraka izany.

Masaka ny fiarahana e!

Tsara hariva eee"Ny kristianina sy ny fanajana lalàna." Ahoana ny hevitrao?Izay indray ny lohahevitra hiarahatsika anio ...
01/12/2021

Tsara hariva eee

"Ny kristianina sy ny fanajana lalàna." Ahoana ny hevitrao?

Izay indray ny lohahevitra hiarahatsika anio hariva eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 Antsirabe. Alefaso ary ny fanehoan-kevitrao na manisy commentaire eto amin'ny pejy.

Aza adino ary e!

Tsara hariva e"Eo amin'ny sehatry ny asa andavan'andro, Inona no mahatonga antsika andika ny sitrapon' Andriamanitra?"An...
30/11/2021

Tsara hariva e

"Eo amin'ny sehatry ny asa andavan'andro, Inona no mahatonga antsika andika ny sitrapon' Andriamanitra?"

Anio hariva indray ny fotoanatsika eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 Antsirabe ao anatin'ny fandaharana tsara hariva ee!
Alefaso ary ny fanehoan-kevitrao na manisy commentaire eto amin'ny pejy !
0345249095
0336192595
0320386919

Ndao ary ee!!

Tsara hariva e" Fa maninona isika no mila mirehitra amin'ny finoana an'i Jesosy kristy?" Izay indray ny lohahevitra ants...
29/11/2021

Tsara hariva e

" Fa maninona isika no mila mirehitra amin'ny finoana an'i Jesosy kristy?"
Izay indray ny lohahevitra antsika anio hariva eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 ao anatin'ny fandaharana tsara hariva e!
Aza adino ary!!

Aza adino: Sabotsy Mitafa 🎉 eto amin'ny 101.4Fm Radio kristianina anio amin'ny 06.30 hariva.🙏Vahin-tsika anio "Y-haaj Ra...
27/11/2021

Aza adino: Sabotsy Mitafa 🎉 eto amin'ny 101.4Fm Radio kristianina anio amin'ny 06.30 hariva.🙏
Vahin-tsika anio "Y-haaj Randrianantenaina" ☺️
Aza adino Ary😊😀

Tsara hariva eeLohahevitra :"Fa maninona isika no mila misisika manantona an' Andriamanitra ?"Rehefa aveo indray ny foto...
26/11/2021

Tsara hariva ee

Lohahevitra :"Fa maninona isika no mila misisika manantona an' Andriamanitra ?"

Rehefa aveo indray ny fotoanatsika eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 ato anatin'ny fandaharana tsara hariva e!
Alefaso ary ny fanahoan-kevitrao na manisy commentaire eto amin'ny pejy.
0345249095
0336192595
0320386919
Ndao ary eee

Handao indray hiaraka aminay ato anatin'ny fandaharana tsara hariva e!"Inona ny zavatra ilain'ny olona amin'izao vanim-p...
24/11/2021

Handao indray hiaraka aminay ato anatin'ny fandaharana tsara hariva e!
"Inona ny zavatra ilain'ny olona amin'izao vanim-potoana izao?"

Alefaso ao amin'ny commentaire ary ny fanehoan-kevitrao fa ho vakinay na alefaso amin'ny : 0345249095, 0336192595, 0320386919

Tsara hariva e"Ahoana ny hatao mba hisintonanao olona ho ao amin'ny Jesosy."Io indray ny lohahevitra hiarahatsika anio, ...
22/11/2021

Tsara hariva e

"Ahoana ny hatao mba hisintonanao olona ho ao amin'ny Jesosy."

Io indray ny lohahevitra hiarahatsika anio, alefaso ny fanehoan-kevitrao amin'ny: 0345249095
0336192595
0320386919
Ndao ary eee

Tsara hariva eee"INONA NO ANJARA FANOMPOANA TIANAO HATAO."Anio hariva indray ny fotoanatsika @5:30 ao anatin'ny fandahar...
19/11/2021

Tsara hariva eee

"INONA NO ANJARA FANOMPOANA TIANAO HATAO."

Anio hariva indray ny fotoanatsika @5:30 ao anatin'ny fandaharana tsara hariva eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 Antsirabe.
Alefaso ary ny fanehoan-kevitrao :
0345249095
0336192595
0320386919

Address

Ambohimiandrisoa
Antsirabe
110

Telephone

+261345249095

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Comments

Téo Rabevary nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe

Fandaharana "Sabotsy Mitafa"
Tarika ANTSO TAFARAY Nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe fandaharana "SABOTSY MITAFA"
TARANAKA VOAFIDY teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe fandaharana "SABOTSY MITAFA"
Tarika FEO MIDERA sy TAMMBA
Nivahiny teto RADIO Kristiana Fm101.4 Antsirabe Fandaharana "SABOTSY MITAFA"
Vavaka sy fifadian-kanina 21 jours taona 2022
Aza adino a
Ny chorale Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka na ny FFA no vahin'ny Sabotsy Mitafa anio hariva @6:30 eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 Antsirabe.
Koa manasa anao ary anaraka izany.

Masaka ny fiarahana e!
Tsara hariva eee

"Ny kristianina sy ny fanajana lalàna." Ahoana ny hevitrao?

Izay indray ny lohahevitra hiarahatsika anio hariva eto amin'ny Radio Kristianina fm 101.4 Antsirabe. Alefaso ary ny fanehoan-kevitrao na manisy commentaire eto amin'ny pejy.

Aza adino ary e!