Stella.Nt

Stella.Nt Valorise ce que tu possèdes ✨

28/11/2025

Ndry mba nampifila kay tonga nosoloiny

15/11/2025

Ataovy moi uniquement ny story refa tsy azo jeren'ny non follower :(

11/11/2025

mba te hamoaka ny ato ampoko aho saingy tsy mahita toaka 😭😂

11/11/2025

Le hanambady anie vita ihany fa ity hamitra tain-jaza ity alo tsy lasa ka

09/11/2025

zah aza valina a l'instant fa zah anie tsy akizinao eh 😵

09/11/2025

tsa manja kay fa manao make up fotsiny ny akizin'lisany 😆

08/11/2025

Mi pub sariny niaraka tamin'ny namany izy de ny légende « je t'aime be nareo »

08/11/2025

Ouii mbola mijery dessin animé ah fa zaranao aza mba tsy sipanao no jerevako

08/11/2025

Androany ianao mifaly,
rahampitso ianao hijaly.

Tsy ozona fa hiran'i Nate Tex

08/11/2025

otrany manomboka masspr koa ny commentaires ny mpanao facebook amizao an ☹

08/11/2025

Ny olona amizao koa vao mba manana appareil photos tsara sy zanaka bgs/manja kely de mamorona page

07/11/2025

Ndao 🥺

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Stella.Nt posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share