J.E.A

J.E.A Jeune Espoir ďAntsirabe
🫶🏻⚽creer pour avoir le meilleur⚽🫶🏻
Fitaizaina 🎓= Faharetana = Fahombiazana🏅🏆

10/12/2025

🥇🥇⚽⚽🥇🥇

Aza andino Rapitso :07h00Terrain : pistemotif: Entrainement
28/11/2025

Aza andino
Rapitso :07h00
Terrain : piste
motif: Entrainement

Tsiaro kely tsy hay no anandino azy⚽
26/11/2025

Tsiaro kely tsy hay no anandino azy⚽

Manomboka amin'ny 02 ora tolakandro ny  Talata ka hatramin'ny zomaU10 ka hatrany amin'ny U20Samia tompon'andraikitra ny ...
18/08/2025

Manomboka amin'ny 02 ora tolakandro ny

Talata ka hatramin'ny zoma

U10 ka hatrany amin'ny U20

Samia tompon'andraikitra ny tenany

 Championat tournoi firaisakinaizay natao teo amin'ny kianja maitso ny saharoaloha
17/08/2025


Championat tournoi firaisakina
izay natao teo amin'ny kianja maitso ny saharoaloha

Fanombohany ny adyAlefa leis JEANdao leis 🙏🏻⚽
17/08/2025

Fanombohany ny ady
Alefa leis JEA
Ndao leis 🙏🏻⚽

Efa akaiky ny fotoanaAlefa lesy    Aza adino ny fotoanantsika rahampitso eo  maintso saharoaloha @ 10 ora marainaTohano ...
16/08/2025

Efa akaiky ny fotoana
Alefa lesy
Aza adino ny fotoanantsika rahampitso eo maintso saharoaloha @ 10 ora maraina

Tohano ny ekipantsika
Alefa lesy
🫶🏻⚽🫶🏻

 Ao anaty fanomanana tanteraka ny equipe amizao
14/08/2025


Ao anaty fanomanana tanteraka ny equipe amizao

Sary vitsy2 tany Ambatolampy 104  2k25Misaotra betsaka tsika rehetra nanohanaMisaotra betsaka ny mpikarakara
11/08/2025

Sary vitsy2 tany Ambatolampy 104
2k25

Misaotra betsaka tsika rehetra nanohana
Misaotra betsaka ny mpikarakara

Address

Rn7
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J.E.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share