KroniK sur 102 FM

KroniK sur 102 FM HIPHOP CULTURE
MUSIQUE
DANSE HIP-HOP ET URBAIN
GRAFFITTI

k'aiza k'aiza daholo!!! zany aloha misy sombiny kely 'i "Kery James : douleur ébène". Otran mampte hamerina ny live acou...
08/12/2025

k'aiza k'aiza daholo!!! zany aloha misy sombiny kely 'i "Kery James : douleur ébène". Otran mampte hamerina ny live acoustique izay natao 3 taona lasa zay!!! 1

03/12/2025

Salama e!ialana tsiny hoantsika mpanaraka ny fandaharana KRONIK androany,fa nohon'ny fahatapatapahan'ny jiro matetika dia tsy maintsy najanona aloha ny fandaharana,amin'ny eriny izahay manome fahafahampo misimisy hoanareo.Araho tsy tapaka ny pejy! Hisy fanatsarana maromaro hoentina aorian'izao. Mankasitraka hatrany anareo mpanaraka hatrany πŸ«‘πŸ‘πŸ‘ŠπŸ«΅πŸ™

03/12/2025

K'aiza daholo!! zany aloha misy vazo vo mafana an'zalah MC eto an-tanΓ na!!! "Antsirap" - Double Do-Six Hot - Arnak - Met'Art -Inspira!! Mihainoa finaritra daholo d aza adino ny fotoanan'ny Kronik avy eo @ 7 ora hariva ao 102 rta bira 102FM!!Milay ela raha tsy miova!! Six be daholo πŸ‘πŸ‘ŠπŸ™πŸ«΅

https://www.facebook.com/watch?v=1355703896346671

k'aiza k'aiza daholo, ity ary ny masaka hamaranana ny faran'ny taona. Hetsika karakarain'ny The Box izy ity zay ao  Cent...
18/11/2025

k'aiza k'aiza daholo, ity ary ny masaka hamaranana ny faran'ny taona. Hetsika karakarain'ny The Box izy ity zay ao Center Antsirabe ny sabotsy 20 desambra 2025 @3 ora hariva. Anisan'ny manohana an'ity ny KRONIK sy partenaires sahamihafa. Tongava maro fa tsy hanin-droa ity, zay hahitana an'i Nossy sy Nash avy eto an-tanΓ na ary Zoky be Doubl'Enn, zay efa tsy vahiny intsony. Djey Smart ny DJ antsika zay efa hiara-mahita h@zay ny fahaiza-manaony. Efa misy laharana ireo afaka hiantsoana na tongava MP. Aza hadino koa n'y manaraka ny fandaharana KRONIK sur 102 FM isaky ny alarobia @7 ora hariva ao 102 rta bira . mankasitraka an'rehetra sahady zay ho avy hanotrona. Milay ela raha tsy miova πŸ‘πŸ™πŸ‘ŠπŸ«‘

14/11/2025

Aleo mba asiana fiverenana amin'vazo taloha tony aloha!! Luke , North & Center , Samantha & Kayah , Donat " MozikA ". Eto dia mirary soa an'ny North & Center zay hanatanteraka hetsika ny Alahady 30 novambra 2025 amin'ny telo ora hariva ao amin'ny palais des sports mahamasina, fankalazana ny faha 30 taona ny tarika io ary maro ny vahiny voaasa ao!! MahavitΓ  soa zalah a πŸ™πŸ™πŸ™πŸ‘ŠπŸ‘

https://www.facebook.com/watch/?ref=saved&v=2521364691517806

13/11/2025

k'aiza k'aiza daholo, somary ela tsy teto fa sahirana kely sy noho ny zava-nisy teto . Ny fandaharana moa efa miverina taorian'ny fandaminana ka efa henontsika 102 rta bira 102 FM isaky ny alarobia @7 ora hariva. Eo am-panomanana hetsika iray zay hamaranana n'y taona n'y ekipa fa ho avy eo ihany ny affiche. Mankasitraka anareo rehetra mpanaraka hatrany. Milay ela raha tsy miova. πŸ«‘πŸ™πŸ‘ŠπŸ‘

Address

Radio RTA
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KroniK sur 102 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category