12/06/2025
Vavaka tsy ho ahy fa hoazy
Androany fotsiny
Mba hiaina fijaliana
Androany fotsiny aleo hatsapa fahoriana.
Ny vavako androany
Aleo tsy ho ahy.
Raha hivaly ihany
Mba ataovy ho azy.
Tsy hoe akory voasazy
Fa hahatsapa ireny,
Ny hoe'' mahereza''
Tsy vitany ny teny
Na ambava fotsiny ihany fa mila ianao mahazo
F'ireny na aretina sy tazo
Dia tsy misy velively ny maka aina kely.
Fa androany ho tsapako ny ngidiny
Ho tsapako ny hamafin'izany.
Hipaka amin'ny aiko ny farahidin'ny
Ny anjarampahoriany eto antany.
Koa ny vavako androany.
Aleo tsy ho ahy
Raha hivaly ihany
Mba ataovy hoazy.
Just for today
To experience suffering,
Just for today, let pain be felt.
Let my prayer today
Not be for myself.
If it must be answered,
Let it be for them.
Not because they deserve punishment,
But so they may feel
What it truly means to "be strong" โ
Itโs not just a word,
Not just from the mouth, but something you must live.
For those illnesses and fevers
Give no room for rest at all.
So today I will feel the bitterness,
I will feel how hard it is.
The weight of their destiny
Will touch my soul.
So let my prayer today
Not be for myself.
If it must be answered,
Let it be for them.
โ Valisoa, 11/05/25, 07:40