๐‘บ๐’Š๐’”๐’”๐’Š & ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’Š๐’‚

  • Home
  • Madagascar
  • Antsirabe
  • ๐‘บ๐’Š๐’”๐’”๐’Š & ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’Š๐’‚

๐‘บ๐’Š๐’”๐’”๐’Š & ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’Š๐’‚ Disponible en tant que:

-๐รข๐ญ๐ข๐ฌ๐ฌ๐ขรจ๐ซ๐ž ๐Ÿง‘โ€๐Ÿณ
-๐‚๐จ๐ฎ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ขรจ๐ซ๐ž ๐Ÿชก
-๐’๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž ๐ญ๐ซ๐š๐ข๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ ๐Ÿฑ๐Ÿด
-๐ƒรฉ๐œ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ž ๐' รฉ๐ฏรฉ๐ง๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐ŸŽ‰

033 81 010 54 / 038 68 954 57

Coucou daoly๐Ÿค—Aleo mba ataontsika spรฉcial nounous keli indray aloha @ zao rentrรฉe izao e ๐Ÿฐ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹โœ”๏ธAfaka manao personnalisรฉ ot...
09/09/2025

Coucou daoly๐Ÿค—
Aleo mba ataontsika spรฉcial nounous keli indray aloha @ zao rentrรฉe izao e ๐Ÿฐ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹

โœ”๏ธAfaka manao personnalisรฉ otran zao ko anie hoan ilay mamikelinareo eโค๏ธโค๏ธ

โœ”๏ธMandray commande hatrany izahay ร (en mp /๐Ÿ“ฒ033 81 010 54)

Bonne rentrรฉe hoan' ankizy rehetra๐Ÿ˜˜

Am-pitiavana bรฉ hatrany โค๏ธMankasitraka anareo fona mahatoky anay ๐ŸŒบ
07/08/2025

Am-pitiavana bรฉ hatrany โค๏ธ
Mankasitraka anareo fona mahatoky anay ๐ŸŒบ

Hello hello !!๐Ÿค—Mankasitraka antsika rehetra mahatoky hatrany o๐Ÿ™Tena  repotra keli nandritra izay fotoana elaela keli Zay...
02/08/2025

Hello hello !!๐Ÿค—
Mankasitraka antsika rehetra mahatoky hatrany o๐Ÿ™
Tena repotra keli nandritra izay fotoana elaela keli Zay ...

Ho anareo izahay hikarakara lanonana ihany ko dia aza misalasala miresaka na miantso anay a๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Mbola mandray commande fona hatrany ihany koa izahay..
(En mp ouโ˜Ž๏ธ033 81 010 54/038 68 954 57)

Bonne fรชte Papa ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐFaly izahay miarahaba ny ray rehetra amin 'izao fetiny Izao ,Hotahiana mihoatra hatrany anie i Dada โค๏ธ...
15/06/2025

Bonne fรชte Papa ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Faly izahay miarahaba ny ray rehetra amin 'izao fetiny Izao ,Hotahiana mihoatra hatrany anie i Dada โค๏ธ

Ireto indray ny androany ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Bonsoir daholy รด ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐNoho ny fangatahanareo de asianay PROMOTION PIZZA ๐Ÿ• mafilotra bรฉ indray รด ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹Nataonay spรฉcial fรชte de ...
10/06/2025

Bonsoir daholy รด ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Noho ny fangatahanareo de asianay PROMOTION PIZZA ๐Ÿ• mafilotra bรฉ indray รด ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹

Nataonay spรฉcial fรชte de pรจre izy ity a :

โœ…Pizza viandeGM/pizza au fromageGM+jus naturel 1litre :20 000 ar ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
โœ…Pizza spรฉcial GM+jus 1,5 litre :30 000 ar fotsiny nie e๐Ÿ˜‹

Tena oe promotion nie e ,ataovy dien zao ary ny commande fa efa tena keli sisa ny fotoana e ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
๐Ÿ“ž033 81 010 54/038 68 954 57

Miezaka hatrany manome fahafahampo ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
09/06/2025

Miezaka hatrany manome fahafahampo ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Fรฉlicitations Faby & Narindra ๐Ÿ’– Misaotra hatrany mahatoky anay ๐Ÿ™๐Ÿ˜˜โ€ผ๏ธFa efa somary teritery ny mois de juin  a๐Ÿฅฐ rรฉserver -...
31/05/2025

Fรฉlicitations Faby & Narindra ๐Ÿ’–
Misaotra hatrany mahatoky anay ๐Ÿ™๐Ÿ˜˜

โ€ผ๏ธFa efa somary teritery ny mois de juin a๐Ÿฅฐ rรฉserver -o dien Zao ny date Ary e !ataovy ihany koa ny commande ๐Ÿ˜๐Ÿ˜โ€ผ๏ธ

Mankafy kely ny maso รด ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Merci encore pour votre confiance ๐Ÿ™!!
29/05/2025

Mankafy kely ny maso รด ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Merci encore pour votre confiance ๐Ÿ™!!

Encore joyeuse fรชte ร  toutes les mamans ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ Ankasitrahanay bedebe ianareo rehetra izay nametraka fahatokisana taminay ๐Ÿ™๐Ÿ™โค...
26/05/2025

Encore joyeuse fรชte ร  toutes les mamans ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Ankasitrahanay bedebe ianareo rehetra izay nametraka fahatokisana taminay ๐Ÿ™๐Ÿ™

โค๏ธHotahiana mihoatra hatrany anie i Nenyโค๏ธ

โœ…Mandray commande hatrany izahay pour anniversaire, baptรชme, confirmation,mariage ......

Hey hey !!๐Ÿฅฐ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ Fรฉlicitations ร  nos gagnantes ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ Lรฉ Nร Lรฉ Nร iaรฏnrRandriamanatsoa Nomeniavo satria hitanay fa samy nihezaka ...
25/05/2025

Hey hey !!๐Ÿฅฐ

๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ Fรฉlicitations ร  nos gagnantes ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ
Lรฉ Nร Lรฉ Nร iaรฏnrRandriamanatsoa Nomeniavo satria hitanay fa samy nihezaka bรฉ daholy zareo a,Sady tinay ihany koa ny mampifaly an Neny fetiny Izao ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Dia faly izahay a nanolotra Gร‚TEAU 02 ๐Ÿฐ bรฉ izay hoan ny mpandresintsika 02

โœ… Isaoranay bedebe ihany koa ny mpandray anjara rehetra a izay samy nihezaka mafy ๐Ÿ™๐Ÿ™
โœ… Araho tsy tapaka ny page Ary fa Mbola maro ireo lalao suprise homaninay hoanareo ๐Ÿ˜‹

Tinay bรฉ daholy nareo ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

24/05/2025

Coucou les abonnรฉ(e)s ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

โœ…Aza tara a , ร  12h ny farany fandraisana commande pour fรชte de mรจres a

โœ…Ny lalaontsika ihany koa Dia ร  18h no mifarana ka mentionner -o daholy ny namana rehetra hanisy rรฉaction ny commentaires anao รด ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Dimanche no havoakanay eto ny mpandresy tsika ๐ŸŽŠ

Aza miala lavitra ny page Ary รด ๐Ÿ˜˜

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘บ๐’Š๐’”๐’”๐’Š & ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’Š๐’‚ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share