Fromage by Fahasoavana

Fromage by Fahasoavana Dieu est au contrôle �

Salama ô! nareo ilay mitady andavanandro ô 😍👉 Pizza 🍕 25cm MM au choix poulet / 4 fromages / mortadelle / viande de bœuf...
11/03/2026

Salama ô! nareo ilay mitady andavanandro ô 😍
👉 Pizza 🍕 25cm MM au choix poulet / 4 fromages / mortadelle / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 carton offert.
👉 Mi sao au choix poulet / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 barquette offerte.
👉 Poulet pané +sauces (17 000 ar) 😉 barquette offerte.
"SAKAFO TSY MISY KISOA"
,🛵Livraison gratuite 👉 centre ville
🏫 Lieu Antsirabe
📱0342056517
📱0333039368
AZA TARA ary fa arakarak'izay ny filaharan'ny commande_nao 🔥
👉 Fromage En Ligne 👈
👉 Fromage by Fahasoavana 👈

Sandwich spécial 10000arSandwich 6000 arMisy frais de livraison 03420565170333039368
07/03/2026

Sandwich spécial 10000ar
Sandwich 6000 ar
Misy frais de livraison
0342056517
0333039368

01/03/2026

Finaritra ô! mitohy hatrany 😍
👉 Pizza 🍕 25cm MM au choix poulet / 4 fromages / mortadelle / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 carton offert.
👉 Mi sao au choix poulet / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 barquette offerte.
👉 Poulet pané +sauces (17 000 ar) 😉 barquette offerte.
"SAKAFO TSY MISY KISOA"
,🛵Livraison gratuite 👉 centre ville
🏫 Lieu Antsirabe
📱0342056517
📱0336397510
AZA TARA ary fa arakarak'izay ny filaharan'ny commande_nao 🔥
👉 Fromage En Ligne 👈
👉 Fromage by Fahasoavana 👈

Sandwich spécial 10000 arSandwich au mortadelle 6000 arMisy frais livraisonAfaka récupérer cisco1 de tsisy fraisafaka mi...
01/03/2026

Sandwich spécial 10000 ar
Sandwich au mortadelle 6000 ar
Misy frais livraison
Afaka récupérer cisco1 de tsisy frais
afaka miantso amty laharana ity zay anao commande
0342056517
Antsirabe

👉 SANDWICH spécial "tsy mihatsaravelatsia" 10000 ar / pièce👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇😄🤧🤣 azonareo tsara angamba no tian'ilay sandwich ...
28/02/2026

👉 SANDWICH spécial "tsy mihatsaravelatsia" 10000 ar / pièce
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
😄🤧🤣 azonareo tsara angamba no tian'ilay sandwich ambara!!! kouny e 😂 ô le ankizy a, enjana io 🔔🎉🤤🙀🤗
👉 SANDWICH au mortadelle 6000 ar / pièce

👉 Tsy misy kisoa 👈

Misy frais de livraison

0342056517

🏫 Antsirabe

27/02/2026

Salama aby!
Ialana tsiny ny fahatapahan'ny fifandraisana (antso 📱)
Mihezaka mamerina izahay équipes Fromage En Ligne

Finaritra ô! mitohy hatrany 😍👉 Pizza 🍕 25cm MM au choix poulet / 4 fromages / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 carton offert...
15/02/2026

Finaritra ô! mitohy hatrany 😍
👉 Pizza 🍕 25cm MM au choix poulet / 4 fromages / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 carton offert.
👉 Mi sao au choix poulet / viande de bœuf (12 000 ar) 😉 barquette offerte.
👉 Poulet pané +sauces (17 000 ar) 😉 barquette offerte.
"SAKAFO TSY MISY KISOA"
,🛵Livraison gratuite 👉 centre ville
🏫 Lieu Antsirabe
📱0345808771
📱0333039368
📱0328907009
AZA TARA ary fa arakarak'izay ny filaharan'ny commande_nao 🔥
👉 Fromage En Ligne 👈
👉 Fromage by Fahasoavana 👈

⛈️‼️  #𝗛𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗔𝗡'𝗜 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗜  #𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜Tamin’ny 10 ora maraina teo, ny foiben’ny   mahery    dia tany 898...
14/02/2026

⛈️‼️ #𝗛𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗔𝗡'𝗜 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗜 #𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜
Tamin’ny 10 ora maraina teo, ny foiben’ny mahery dia tany 898 km andrefan’Itampolo/Ampanihy, miaraka amin'ny rivotra 155 km/ora sy tafiotra 210 km/ora. Nikisaka nianatsimo izy ka nahafaka 15 km/ora. Tombanana hikisaka ao anatin’ny 2 andro manaraka izy, ka mety hivoatra manodidina ny 150 km miala ny morontsirak’Itampolo ny alina izao.
📌Mba hiomanana amin’ny rivotra mafy dia nahazo fanairana miloko maitso ny Andrefana, Beloha ary Tsihombe

©️ Météo Madagascar
Fromage by Fahasoavana
Fromage En Ligne

Coup de cœur androany ♥️💖🥰Mpanjifa avy lavitra fa ny pizza livré ho an'olon-tiany teto Antsirabe"Tsy ny elanelan-tany na...
14/02/2026

Coup de cœur androany ♥️💖🥰
Mpanjifa avy lavitra fa ny pizza livré ho an'olon-tiany teto Antsirabe
"Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana,
Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika" 🔥🔥🔥
Mamy eee 😍🥳
👉 Fromage by Fahasoavana
👉 Fromage En Ligne

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fromage by Fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share