Annie Tanguy syndicaliste

Annie Tanguy syndicaliste Est-ce que la liberté d‘expression est un droit ?

08/11/2025

iza indray izany miketrika fanakorotanana izany?
tratra izao ireo ny vola 10 miliara sy basy 5 manko.

07/11/2025

Miasà mangina!
Manaova hatrany ny MARINA.
Halaviro ny ratsy fanahy.

07/11/2025
06/11/2025

🇲🇬 [APPEL À LA DIASPORA MALAGASY – PARIS]

📣 Madagascar vous appelle !
La Ministre du Tourisme et de l’Artisanat, Mme Lily RAFARALAHY, rencontrera la diaspora malagasy de France ce dimanche 09 novembre à 15h, à la Résidence de l’Ambassade de Madagascar à Paris (📍 1 boulevard Suchet, 75016 Paris).

🤝 Objectif : Échanger directement avec les membres de la diaspora autour des opportunités de développement touristique et artisanal, et valoriser la contribution des Malagasy de l’extérieur au progrès du pays.

🎤 Rencontre, discussions, écoute directe, et retransmission en ligne à venir (lien Zoom à confirmer ultérieurement. Restez informé).

🗓 Dimanche 09 novembre 2025
🕒 De 15h à 19h
📍 1 boulevard Suchet – 75016 Paris (Résidence de l’Ambassade)

💬 “Fa isika no hitondra ny fanovana.”
Rejoignez-nous nombreux !

06/11/2025
04/11/2025

🟥🟥H𝗔𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 𝟵𝟬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗠𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔

Nampahafantatra tamin'ny minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, ny 𝗗𝗿 𝗥𝗔𝗠𝗜𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗡 𝗛𝗲𝗿𝗶𝗻𝗷𝗮𝘁𝗼𝘃𝗼 𝗔𝗶𝗺é, ny Filohan'ny Fitsarana momban'ny Kaonty, Andriamatoa 𝗥𝗔𝗞𝗢𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠𝗜𝗛𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔 𝗝𝗲𝗮𝗻 𝗱𝗲 𝗗𝗶𝗲𝘂 fa haharitra 90 andro ny asa nataon'izy ireo izay
niompana tamin'ny fanatanterahana ny fitsirihana eny anivon'ireo Minisitera, ny Fiadidianan'ny Repoblika sy ireo ratsamangaika.

Ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, dia nanolo-tena hanombohana ity fitsirihana ity izay ataon'ny Inspection Générale de l'Etat (IGE) amin'izay hetsika izay.

📩Et l'information continue sur la presse en ligne LeDéfi.Mg

03/11/2025

Hoy ireto mpianatra hoe:
"Mba mangataka fotsiny izahay mba valio ny fangatahan'ny mpampianatra fa izahay te hianatra"

PROTOCOLE D'ACCORD .ohatrany tsy dia sarotra ny manasonia an'izany rehefa hita fa marimaritra iraisana sy mampety ny be ...
03/11/2025

PROTOCOLE D'ACCORD .
ohatrany tsy dia sarotra ny manasonia an'izany rehefa hita fa marimaritra iraisana sy mampety ny be sy ny maro .

miainga amin'ny fotopisainan'ny isambatan'olona ny fahavononana sy ny faharesen-dahatra hiova vao  tanteraka. Na anjely ...
31/10/2025

miainga amin'ny fotopisainan'ny isambatan'olona ny fahavononana sy ny faharesen-dahatra hiova vao tanteraka. Na anjely aza apetraka eo ka mbola nanaiky natao fitaovana hampisy ny fizarazaràna dia tsy fiovàna no antenaina amzany fa famantsihana seza.

Nivoaka ny IST
30/10/2025

Nivoaka ny IST

FANAMBARÀNAIzahay birao nasionalin'ny SSIM Syndicat des Sortants de l’INFP de Madagascar , syndicat mijoro ara-panjakàna...
30/10/2025

FANAMBARÀNA
Izahay birao nasionalin'ny SSIM Syndicat des Sortants de l’INFP de Madagascar , syndicat mijoro ara-panjakàna miasa manerana an'i Madagasikara ato amin'ny fianakaviamben'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena dia manao izao fanambaràna izao:
✔️ Efa dodona izahay ny amin'ny fiaraha-mientana hanombohana amin'izay ny fizorana ho amin'ny fanovàna mialoha ny hanatanterahana ny DINIKA NASIÔNALY "concertation nationale"
✔️ Tsy izahay SSIM sanatria no ho vato hisakana ho amin'ny fanovàna sy fanarenan-drafitra .
✔️Matoky izahay fa ny fanapahan-kevitry ny fanjakana mijoro ankehitriny izay tarihin'ny filoham-panjakana Colonel Mickaël RANDRIANIRINA sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky, izay nanendry and-Ramatoa HANITRINIAINA Elis Karena ho Minisitry ny Fanabeazam-pirenena vaovao dia tsy tolobato mafàna ho anay fa kosa ho vahaolana sy lalana hitondra ho amin'ny fanatsaràna ny tontolon'ny fampianarana/fanabeazana eto Madagasikara.

🤝 Koa etoana àry dia miarahaba anao izahay Ramatoa Minisitra amin’izao nanendrena anao hitantana ny MINISTERAN'NY FANABEAZAM-PIRENENA izao. Adidy mavesatra sy masina loatra ny asa ankinina aminao ka mirary soa anao sahady tompoko.
Maro ny asa miandry, maro ny tokony hijerena vahaolana maika ho fanarenana haingana ny fanabeazana. Asa mirindra- fitantanana mahomby- vokatra azo tsapain-tanana ka ny fiaraha-mientana sy ny fahavononana no lalana mora sy tsotra indrindra hahatontosa ny fanarenan-drafitra sy ny fanovàna
✔️Izahay SSIM izay manana ny teny filamatra hoe "MPAMPIANATRA TSARA HOFANA, MANANDRATRA AVO NY KALITAON'NY FANABEAZANA" , dia maneho ny fahavononanay sahady ny amin'ny hitondranay ny hevitra rehetra hitanay fa tokony hanatsarana ny hoavy rehetra.

(Ny birao nasiônalin'ny SSIM)

✍️Ny coordonnatrice nationale / responsable de la communication du SSIM

Address

Antsirabe

Telephone

+261348203682

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Annie Tanguy syndicaliste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share