Direction Régionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra

Direction Régionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction Régionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra, Digital creator, 24Q20 Manodidina ny gare, Antsirabe.

18/03/2026
[15 Martsa 2026]Notanterahana androany faha 15 martsa ny *Andro maneran-tany ho an'ny zon'ny mpanjifa (JMDC)*Izay natao ...
15/03/2026

[15 Martsa 2026]
Notanterahana androany faha 15 martsa ny *Andro maneran-tany ho an'ny zon'ny mpanjifa (JMDC)*
Izay natao manoloana ny tsangambato teto anio, nisy ny fanazavana ireo lalàna mahakasika ny fiarovana ny zon'ny mpanjifa, ny zon'ny mpanjifa araka ny lalàna, ny tsara ho fantatra mahakasika ireo endrika fandikan-dalàna sy ny fampafantarana ireo mpisehatra amin'ny fiarovana ny zon'ny mpanjifa.

Ao anatin'ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny mpanjifa dia nisy ny fanentanana manerana ny tànana m...
14/03/2026

Ao anatin'ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny mpanjifa dia nisy ny fanentanana manerana ny tànana momba ny zon'ny mpanjifa sy ny hetsika hatao rahampitso 15 martsa manoloana ny tsangambaton'ny fahaleovantena eto Antsirabe.

Fankalazana ny Andro manerantany ho an'ny zon'ny mpanjifa JMDC 2026Ny Alahady 15 martsa 2026 @ 10ora marainaManoloana ny...
11/03/2026

Fankalazana ny Andro manerantany ho an'ny zon'ny mpanjifa JMDC 2026

Ny Alahady 15 martsa 2026 @ 10ora maraina
Manoloana ny tsangambato Antsirabe

TONGAVA MARO

[08 Martsa 2026]Fankalazana ny 08 martsa 2026 teto amin'ny DRCC Vakinankaratra.
08/03/2026

[08 Martsa 2026]
Fankalazana ny 08 martsa 2026 teto amin'ny DRCC Vakinankaratra.

[07 Martsa 2026]Fitsarana fitaovam-pandanjana sy famarana tany amin'ny distrikan'Ambatolampy
07/03/2026

[07 Martsa 2026]
Fitsarana fitaovam-pandanjana sy famarana tany amin'ny distrikan'Ambatolampy

[05 Martsa 2026]Fanaraha-maso ny vidin’ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN)
05/03/2026

[05 Martsa 2026]
Fanaraha-maso ny vidin’ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN)

Fitsarana fitaovam-pandanjana sy famarana ao amin'ny distrikan'Ambatolampy ny 03 ka hatramin'ny asabotsy 07 martsa 2026.
04/03/2026

Fitsarana fitaovam-pandanjana sy famarana ao amin'ny distrikan'Ambatolampy ny 03 ka hatramin'ny asabotsy 07 martsa 2026.

Address

24Q20 Manodidina Ny Gare
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share